il circule sur la toile l'info suivante:
Dernière Minute : Le Colonel Charles serait détenu pour une tentative de coup d'Etat avortée ce dimanche
Charles arrete': cinema ou realite' ?
(11 messages) (6 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Io ary ilay tsaho hoe nisy nitifitra i Dada, i Lavanify no tiany Foza lian-drà ho vitaina
Ary na cinema io na tsia dia mijery fotsiny no ataontsika fa affaire-n'izy mianankavy izany Fa vao misy opportunité ahafahana mampahomby ny tolona dia ataontsika koa izy
Posté il y a 2 années # -
Tena misy antony mihitsy ireny tsaha alefa ireny.Izao izao dia mandeha ny resaka hoe esorina @ toerany ny lehiben'ny CEMGAM Andre' Ndrianarijaona, nefa ny marina dia izy no mety handray ny ministeran'ny foloalindahy. Raha i charls no voasambotra hompanogam-mpanjakana dia tsy azoko intsony ny lijka arahin'ireo jiolahy nanogampanjakana. F'angaha ny CAPSAT tsy ao an-damisony indray...? Sao dia cinema be fotsiny izany. Hatramin'izao aloha dia na ilay nandra na i charles rajako dia tsy hita hoe ahoana. Izaho aloha TSY MINO.
Mety hevitra fotsiny io hivoahan'ny mpitarika ny ankolafy Ravalomanana dia hisamborana azy ireo.Posté il y a 2 années # -
Lieutenant-colonel Charles : « On m’a interdit d’entrer au Palais » PDF Imprimer Envoyer
Lundi, 12 Avril 2010 08:48Les bruits (de bottes ?) se sont répandus comme une traînée de poudre hier dans les rangs des forces armées. Le Lieutenant-colonel Charles Randrianasoavina aurait été placé en résidence surveillée ou en résidence fixe (le résultat est le même). « Pour l’instant, je suis chez moi », a-t-il fait savoir hier, vers 21h 30. Une demi-heure auparavant, il était sur messagerie vocale. « Je vous ai appelé car j’ai vu votre numéro sur mon portable », explique-t-il. Avant de s’excuser car il avait un appel sur une autre ligne.
Règlement de comptes. Un quart d’heure après, le co-directeur de la FIS qui était visiblement submergé d’appels de réitérer qu’il est à la maison. « Un homme en résidence surveillée peut-il parler au téléphone ? », demande-t-il. Avant de révéler qu’ « il y a un règlement de comptes au sein de la FIS ». Et d’expliquer qu’il avait écarté des éléments du CAPSAT, mais qui ont été ensuite récupérés par le Lieutenant-colonel Lylison. « Comment pouvait-il reprendre des hommes que j’ai remerciés ? », déplore-t-il. Sans savoir ce qui pourrait lui arriver.
Elimination physique. « Certains veulent procéder à mon arrestation voire à mon élimination physique», avoue-t-il. « Qu’ils viennent chez moi car on est entre hommes armés », prévient le co-directeur de la FIS. Lequel n’a pu entrer à Ambohitsorohitra. « On m’a interdit d’entrer au Palais samedi. On me l’a fait savoir au téléphone ». Une manière d’expliquer son absence aux côtés du Lieutenant-colonel Lylison qui a commandé seul, les éléments de la FIS postés dans la soirée d’avant-hier autour du Palais d’Etat jusqu’au jardin d’Antaninarenina où un camion de la gendarmerie était stationné dans le pénombre. « Ce n’est pas un problème pour moi de ne pas entrer au Palais. Qui plus est, c’était un samedi. De toute façon, je ne reviendrais pas là-bas tant que les choses ne soient pas claires ».
Coup d’Etat. Selon ses dires, Andry Rajoelina ne croit pas qu’il ait fomenté un coup d’Etat. « Le Président m’a renouvelé sa confiance au téléphone », rapporte-t-il. En soulignant au passage que « le monde entier sait que c’est le Commandant Charles qui avait porté Andry Rajoelina au pouvoir». Concernant le coup d’Etat qu’il aurait fomenté lors de la réunion de samedi au 1er RTS, le Lieutenant-colonel Charles de répondre qu’ « on ne peut pas l’arrêter sur la base de simple soupçon ». Pour lui, « tout cela entre dans le cadre de ce règlement de comptes au sein de la FIS ». Rencontre. La question sera-t-elle évoquée lors de la rencontre de ce jour entre le président de la HAT et les grands responsables des Forces armées ? En tout cas, sans parler du climat tout aussi délétère qu’en 2009, ce face-à-face n’est pas sans rappeler, du moins en la forme et toutes proportions gardées, celui que Marc Ravalomanana avait eu avec le collectif des généraux peu avant sa chute. Un an après, l’histoire repassera-t-elle le même plat ?
Propos recueillis par R. O
Posté il y a 2 années # -
Miady ireo avelao hiady eo, isika hijery, fa tsy hijery be maina fotsiny fa raha misy hirika azo hidirana dia tsy hihambahamaba fa avy hatrany dia handray andraikitra.
Ireo voadaka tao @ FAT toa an-dry Ny Hasina Andriamanjato, Monja Roindefo, Noel Rakotonandrasana, Charles sns.. tsy aza atao mahazo ny fontsika mihitsy torak'izany koa i Pierrot Rajaonarivelo sy Roland Ratsikara, Mailo hatrany fa ny antsika DADA ihany.
Posté il y a 2 années # -
Misy zavatra tian'ireo vendrana ireo mody aodikodina indray ao fa vao t@ Alahady i camille vital, roger luc ary charles no niara-nisakafo tao @ carlton, déjeuner ka tsy haiko aloha hoe t@ firy ny coup d'etat izany????
izany hoe adin'ny faible aloha ny azy sisa e!!! tsy milamina aoPosté il y a 2 années # -
Mila mailo foana isika mianakavy. Fantatra ry zareo fa ho faly ny olona maheno an io vao2 io , de misy tetika ho ketrehiny indray ao.Izaho koa aloha tsy mahatoky an ireo zany. Olona iray fonosana ireo fa mody misaratsaraka fotsiny...Nareo ve mino fa i radomelina de sahy andaka an ity oe sarle ity? Misy resak'heh ao fa aleo mitandriana iany..sady oe hangina @zao fotsiny ireo miaramila ireo?tssss. aleo ho hita eo ny tohin'ny tantara e.....Aleo ho avy i komisera Ratandra sy Bako mpitsongo-diha.Suspense
Posté il y a 2 années # -
Izaho aloha faly raha izany tokoa no izy saingy ireo bandy ireo ange bandy tsy misy atao fa mitazona seza fotsiny e! Mba eritrereto ange hoe inona no ataon'ingahy Rajoelina ao amin'ny biraony ao raha tsy mitango lalitra sy mamosavy ny tenany amin'ny zava-mahadomelina fotsiny. Asaina manao "feuille de route " leiry dia mangataka fotoana iray volana. Fa inona moa izany ny antony nanonganan'ny lery fanjakana raha tsy efa mba manana lalan-kizorana hitondrana ity firenena ity izy? Tsy izany fa ireo bandy ireo dia bandy pietraketraka fotsiny ilay lazaina hoe "ory hava-manana" izay tokony ho tapahina ny lohany araka ny didy iray ao amin'ireo "didy roambinifolo mahafaty " izay napetrak'Andrianampoinimerina.
Posté il y a 2 années # -
Raha tena dinihina dia resaka fotsiny no ataon'ny miaramila sy ny zanadary, te ahazo fanalavam-potoana fotsiny ry zareo osady hitany fa manomboka mihamavesatra ny lanjan'ilay tolona ataon'ny vahoaka legaliste.
Raha vakina tsara ila fanambaran'ny miaramila dia tena tsy misy lojikany mihitsy ary tsy mamaha ny olanamihitsy. lazainy hoe RY VAHOAKA, da avy eo lasa hoe NY VALALA-BE MANDRY. Ny fangatahina dia ny hoe : "feuille de route". Fa ilay natao teny Ivato t@ avril 2009, dia hoe fifidianana manomboka any @ fokotany ka oktobra 2010 ny fifidianana filoham-pirenena, dia avy eo ilay netina Tany Bruxelles ka voadaka tany @ maha-lehilahiny tany, dia avy eo ny Maputo I, II sy Addis Abeba, dia ilay teny ifampierana nilaza hano fifidianana dia mbola mangataka vaovao indray ny miaramila.
Ny marina dia dondrona ireo miaramila, milanja basy irery ihany no hainy fa ZERO, ZERO. Cinema daholo ireny mba tsy hidian'ny vahoaka an-dalambe satria mihevitra ry zareo fa raha esorina i Koto Nadnra sy i Charles ka tsy misy fidianana an-dalambe dia hiteny izy hoe milamiona ny tany ary aken'ny vahoaka ny fitondrana. sady ny miaramilampanogam-mpanjakana nesorina , dia hoe ahazo fankatoavana iraisam-pirenena. Izany no atao hoe dondrona. aza misy voafitak'izany mihitsy na iray aza. Na ireo miaramila nanao fanambarana aza dia mbola mpanogam-panjakana 100% daholo. Tsy afaka miala @ izany ry zareo.
Farany, ireo miaramila no dondrona f atsy isika ka ny tolontsika dia mitohy, fa ry zareo sy ny sarimihetsikany ataovy ho an'ny foza sy izay kely saina.Posté il y a 2 années # -
Ambohitsorohitra : Nivaky roa ny FIS !
Mardi, 13 Avril 2010 00:00
“Mbola misy ny FIS ary samy mitarika izaho sy I Lietnà-Kolonely Lylison. Samy mitarika izahay roalahy aloha hatreto, ary amiko dia ankiniko tanteraka amin’ny Filohan’ny Tetezamita Andry Rajoelina ny fandraisana fanapahan-kevitra momba ny FIS na horavaina na tsia. Tsy mitovy intsony mantsy ny fomba fijery eo amin’ny samy mpitantana. Mila fandaminana maty paika aho vao afaka hitohy ny fiaraha-miasa” raha araka ny nambaran’ny Lietnà-Kolonely Charles Andrianasoavina, omaly, nandritry ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety tao an-tranony tetsy Ankadivato. “Niainga tamin’ny namerenana ireo miaramila 16 nesoriko - satria mampiahiahy ahy ny hiara-hiasa aminy - kanefa ankehitriny dia nampidirin’ny mpiara-miasa amiko mba ho FIS, no niatombohan’ny disadisa. Avy hatrany dia notsapako ny mety ho toe-tsain’ireo tamin’ny faran’ny herinandro teo. Navoaka tety ivelany ny FIS manoloana ny hoe hisy hanafika ny lapam-panjakana ao Ambohitsorohitra. Raha ny hiaro ny lapa no baiko nomena dia ireo indray no nanana hevi-dratsy ny hanongam-panjakana. Nazava nanomboka teo ny toe-tsain’ireo miaramila ireo”, hoy ihany ny tenany manazava. “Tsy afaka ny hiaraka amin’ny olona ohatr’izany aho. Eto koa aho dia mametraka mazava fa tsy nisy velively ny fisamborana na ny fakàna ny basiko na koa ny fitazomana ahy anaty trano arahi-maso. Porofon’izany izaho izay hitanareo eto. Apetrako mazava fa raha hisy izany dia tena hahafantatra ny anarako izay hisambotra eo. Aleo izy hanandrana !”, raha araka ny heviny indray momba ny feo nandeha fa nosamborina ny tenany. “Izaho no tena nametraka an’I Andry Rajoelina tamin’ny toerany. Tsy manana alahelo aminy aho ary vonona ny hiaro azy hatramin’ny farany. Tsy hamadika azy mihitsy aho ary misaotra azy aza noho ny fitokisana napetrany tamiko. Tsy avy aminy ny olana fa avy amin’ny ady an-trano eo anivon’ny fiaraha-monina miaramila” hoy ny Lietnà-Kolonely Charles mamarana ny teniny.D.R
Iavoloha
Tsy tafiditra ny FIS !
4X4 iray niaraka tamin’ny fiara Toyota an’ny FIS miisa telo no tsy tafiditra tetsy Iavoloha omaly nandritry ny fihaonan’ny Filohan’ny tetezamita tamin’ny solon-tenan’ny Foloalin-dahy. Raha ny tsikaritra dia saika niteraka savorovoro teo amin’ny roa tonta izany. Nisy fifamaliana mantsy teo amin’ny mpiambina ny lapa sy ireo olona tanaty fiara. Taorian’izay dia naka sisiny ny FIS. Nahita izany indray iretsy ankilany dia nanamafy avy hatrany ny fiarovana, ary toa ireny vonon-kiady ireny mihitsy aza satria navoaka hatramin’ny fitaovam-piadiana mahery vaika toa ny basy FM…Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.