RATSIRAKA: Vao nahatsiaro tena kely ny tenanay dia teo Ratsiraka fa inona moa no nataony afa-tsy nangalatra, namono olona, nanindry olona, fa izy kosa aloha dia homme d'etat
ZAFY: Toa mba tsy nangalatra fa tsy nahavita na inona na inona afa-tsy ny Madaraid, Diego tany niaviany ary tsy vitany, chirurgie no hainy dia tokony nijanona teo, ary izy kosa no tena Rain'i democratie, nijanona ho slogan koa aloha e!!!! na tsy nofitahin'i Andriamanjato sy ny tariny, raha tsy iny ve ho Président empêché
RAVALOMANANA: Za aloha mahita fa nangalatra Ravalomanana ary nanao erreur be dia be koa , fa 7 ans izy no teo @ Présidence aiza sy aiza ny fandrosoan'ny Madagasikara? na Ratsiraka 30 ans teo ary tsy nahavita ny vitany , ara-ekonomika, sosialy, fampianarana, finoana, etc....
"TGV": (aleo asiana guillemet fa tsy président) mbola Maire inona kay no vitany teo????? bac à ordure plastique, nanisy carreaux ny tunnel, nangalatra. @ zao hoe FAT mbola nangalatra, namono olona, nandainga, nisy nanao statistique fa vao 6 mois izy no teo @ FAT dia nitana ny voalohany t@ fisamboran'olona sy fanagadrana nefa hono "democratie". Marina mihitsy ilay hoe sans qualité, tsy allure, tsy fahaizana, tsy fahendrena,
Ka raha ireo tsy misy ataloko an'i Dada, iza no Président ka nanaiky ny helony, ary ianao nangatahiny famelana ka tsy nanaiky dia ny azy afaka fa mifindra aminao iny.