IZAHO DIA MPIANDRY FPVM, TSY MITSAHATRA MITONDRA AM-BAVAKA IZAO TOLONA ATAONAREO IZAO, ARY TAO ANATIN'IZANY NO NANOMEZAN'I JESOSY AHY FAHITANA SY FAMINANIANA MARO MOMBA NY TOLONA ATAONAREO, ARY EFA NISY PARLEMANTERA NATAON'I JESOSY FITAOVANA NAMPITAINA IZAY FOANA, RAHA TSY HILAZA AFATSY ILAY HAFATRA NOMEN'I JESOSY NAMPITANDREMANA ANAREO TALOHAN'NY RESAKA BAOMBA FOTSINY OHATRA, TADIDIKO TSARA FA NANARAKA NY TOROMARIKA NOMEN'I JESOSY HIANAREO TAMIN'INY, TENA NIVAVAKA ARY NILANJA BAIBOLY AZA NY ANKAMAROANAREO TENY AMIN'NY FITSARANA VOKANY: REHEFA NANARAKA NY TOROMARIKA NOMEN'I JESOSY DIA TSY NISY VOAROHIROHY IANAREO MANDRAKA ANDROANY.
TAMIN'NY 16 FEVRIER TEO DIA NAHAZO HAFATRA AVY TAMIN'I JESOSY INDRAY AHO ARY NALEFAKO EMAIL TAMIN'IO PARLEMANTERA IO ASA RAHA NAMPITAINY TAMINAREO NA TSIA FA ITY ILAY HAFATRA:
NAHAZO HAFATRA TAMIN'I JESOSY TOY IZAO AHO.
NAMPISEHOAN'I JESOSY AHY FA MIKASA HANAO FIHETSEHANA MISY HERISETRA SY MAMPIASA FITAOVAM-PIADIANA NY LEGALISTES.
ARAKA NY NAMBARAN'I JESOSY ANEFA FA IZAY MIKASA HANAO IZANY DIA TSY MAINTSY HO VOASAMBOTRA,
MBOLA MAMERINA FOANA IZY FA VAVAKA IHANY NO LALANA FA ANJARANY NY SISA.
ARY ITY ANTONY ITY NO TENA ILAINA VAVAKA.TONGA ETO NY LEHIBEN'NY FRAMASSION, IZAY FIKAMBANANA MPANOMPO DEVOLY, ARY MITAONA AN'I ANDRY RAJOELINA HANAO RA MANDRIAKA SY HANAKANA AMIN'NY FOMBA REHETRA MBA TSY HAHATONGA AN-DRAVALOMANANA EO AMIN'NY FITONDRANA SATRIA TSY ZAKAN'NY DEVOLY MIHINTSY RAHA OLONA VOATENDRIN'ANDRIAMANITRA NO HO TONGA EO, ASAN'NY DEVOLY RANO IRAY ILAY TETIKA KA TSY HO RESY RAHA TSY VAVAKA IHANY. TAOMY SY AMPAHEREZO HIVAVAKA NY OLONA INDRINDRA NY ENY AMIN'NY MAGRO, DIA AJANONY MIHINTSY AMIN'IZANY NY FANDEFASANA HIRA ANKOATRA NY HIRAM-PIVAVAHANA ENY, FA IRENY NO HIRIKA IDIRAN'NY DEVOLY.FALY NY DEVOLY REHEFA MANDEFA IRENY HIRAN'IZAO TONTOLO IZAO IRENY, AJANONY KOA NY KABARY MIHANTSY.
IZAY NY VAOVAO AMPITAO AMIN'NY MPITARIKA FA SAO DIA ZAVA-DOZA
MANDRAMPIHAONA
TIANA
TSY HAIKO NA TSY TONGA TANY AMINAREO NY NHAFATRA NA TSIA FA DIA IZAO IARAHAMAHITA IZAO NY VOKANY, ARY DIA MBOLA NANOME HAFATRA VAOVAO INDRAY JESOSY TAORIAN'IREO ZAVA-NISEHO TETO ANDRENIVOHITRA NANOMBOKA TAMIN'NY ALAROBIA IRENY:
AVERIKO IHANY FA RAHA VAO MANAO HERISETRA SY TSY MANARAKA IZAY TOROMARIKA OMEN'I JESOSY IANAREO DIA VAO MAINKA HAMPAHAZO HERY NY HAT NY ZAVATRA ATAONAREO
ITY ILAY HAFATRA
MBOLA NAHAZO HAFATRA INDRAY AHO FA ATAON'I JESOSY TAMPIDALAN-KALEHA NY LEGALISTES MBA HANERENA AZY HIVAVAKA AMIN'IZAY REHEFA TSY HANAIKY ANTSITRA-PO, HO KIVY SY HILEFITRA NY ANKOLAFY RATSIRAKA SY ZAFY ATOATO DIA NY ANKOLAFY RAVALOMANANA SISA NEFA ARAKA NY TENIN'I JESOSY IHANY DIA TSY HO RAVA MIHINTSY NY ANKOLAFY RAVALOMANANA FA REHEFA HAHATSIARO HITODIKA AMIN'I JESOSY AMIN'IZAY DIA ATAONY HAHERY BE INDRAY.
DIA AO ANATIN'NY VAVAKA SY NY FINOAN'NY PRO RAVALOMANANA IHANY NO HIASA JESOSY HANATANTERAKA NY TENINY HOE NY TANANY IHANY NO HANDRAVA NY HAT SY NY FORONGONY.
METY MISY HIHEVITRA ANGAMBA IANAREO HOE ADALA AHO NA MITENITENY FOANA; TSY MANINONA ARY TSY HIADY VAROTRA AMINAREO AHO HINO NATSIA IZAY LAZAIKO, FA IZAHO KOSA MATOKY FA AVY AMIN'I JESOSY IZAY REHETRA LAZAIKO ANAREO ETO ARY IZY NO HANATANTERAKA IZANY. MBA HO FAMANTARANA AMINAREO FA AVY AMIN'I JESOSY NY HAFATRA LAZAIKO DIA HANGATAKA FAMINDRAM-PO AMIN'I JESOSY ISIKA MBA HAMPISEHOANY HOE TOY NY AHOANA IZANY TANANY MANDRAVA NY HAT IZANY, KA ANDAO HIFANARAKA ISIKA MBA HATAON'I JESOSY AMIN'NY MEMBRE IRAY AO AMIN'I HAT IZANY, TSY HAMETRA IZAY FOMBA HANAOVAN'I JESOSY IZANY ISIKA FA HANGATAKA AMINY FOTSINY HOE MBA ASEHOY ANAY ARY JESOSY IZANY TANANAO MANDRAVA NY HAT IZAY AMIN'NY FOMBA IZAY ARAKA NY SITRAPONAO. MBA HINOANAY FA AVY AMINAO MARINA IZAO HAFATRA IZAO.
EO ANATREHAN'IZAO FANENJEHANA ATAON'NY HAT NY MPITARIKA IZAO DIA MBOLA NITENY KOA JESOSY FA IZAY MINO KA TENA HIVAVAKA KA HANAIKY HANARAKA NY SITRAPONY KA HIVAVAKA HANGATAKA FIAROVANA AVY AMIN'I JESOSY DIA TSY HANINONA MIHINTSY ARAKA NY TENINY AO AMIN'NY ISAIA 54:17 NY FIADIANA REHETRA IZAY VOAFORONA HAMELEZANA ANAO DIA TSY HISY AMBININA,ARY NY LELA REHETRA IZAY MIADY AMINAO DIA HORESENAO LAHATRA. KOA REHEFA RESY LAHATRA IANAREO FA NY VAVAKA IHANY NO LALA-TOKANA DIA HO HITANAREO FA HO AVY DAHOLO AMIN'IZAY NY MPANOMPON'ANDRIAMANITRA REHETRA HANAMPY ANAREO SATRIA NY FANAHIN'ANDRIAMANITRA IZAY MAHITA NY AO AM-PONAREO NO HANAINGA AZY IREO KOA.
DIA MBOLA HAMAFISIKO IHANY MBA TENA HINOANAREO DIA HANGATAKA AMIN'I JESOSY ISIKA NY MBA HANEHOANY IZANY TANANY MANDRAVA IZANY AMIN'NY IRAY AMIN'IREO HAT IREO FOTSINY ALOHA. DIA MIRARY SOA DAHOLO TOMPOKO. DIA AMPITAMPITAO NY HAFATRA NA DIA TSY MINO AZA IANAO, MBA HO TONGA ANY AMIN'IZAY MINO
HAFATRA MAIKA HO AN'NY MPITARIKA ANKOLAFY RAVALOMANANA REHETRA
(12 messages) (6 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Raha amiko , dia tsy misy ilàna azy ny teninao kanefa iza moa no ahasakana anao ?
Posté il y a 2 années # -
Mazotoa ary mivavaka fa izahay dia mbola hifoka ny lakrymozenina sy hiaritra ny daroky ny miaramila.. tohizo fa handroso i Madagasikara, mandohaliha tsara dia mikipy ary minoa mafy.
Izany hoe ny ONU, UA, UE, SADC, ny tolon'ny vahoaka Malagasy sns... izany dia tsy misy dikany daholo fa araka ny voalazanao Andriamanitra no hanao azy.... efa ela ihany mantsy no efa nolazaina fa ho avy ny fanjakany......Mba manaana fandeferana sy fisokafana fo sy saina ianareo mpivavaka fa tsy mitovy hevitra aminareo daholo anie ny olona e... izay ilay unilateralisme toerina @ izao fotoana izao. Raha lasa izany izao io jadona io, dia ho soloana jadona kristianina indray ? Tsy mendrika izany i Madagaskara.
Amin'izao fotoana izao dia mivavaha any an-trano, ary tongava miaraka aminay eny an-dalam-be ary tena mitolona fa tsy mitazana fotsiny. Ny namantsika ary ireny samborin-dry zareo fotsiny. Tokony ny miaramila no hitorianareo teny fa ry zareo no tena mila hatsaram-panahy fa tsy ny zanak'i Dada izay efa betsaka no resy lahatra.
Posté il y a 2 années # -
HO AN'I LAZALAZAO
TE HAMPAFANTATRA ANAO FOTSINY AHO HOE EFA NIRAHIN'I JESOSY HANATITRA BAIBOLY TENY AMIN'NY CAPSAT NY FIANGONANA ARY DIA EFA NATAO IZANY KA I MAMA GERMAINE AO AMIN'NY FLM MIHINTSY NO NANIRAKA PASITERA TENY NANAO IZANY, ARY VONINAHITRA HO AN'I JESOSY FA DIA FALY NY MIARAMILA ARY NILAZA RY ZAREO HOE MBA ITORIO KOA NY VADY AMANJANAKAY ARY DIA NENTINDRY ZAREO TANY AMIN'NY CAFETERIA NY PASITERA AVY EO.
HO AN'I LAZALAZAO SY TOKAN-DALANA
MIFONA AHO ALOHA RAHA NANAFITOHANA ANAREO NY ZAVATRA NAMBARAKO, SAINGY ARAKA NY VOALAZAKO DIA TSY AVY AMIKO IREO FA FITAOVANA FAMPITAINA IHANY AHO FA AVY AMIN'I JESOSY.DIA MISAOTRA INDRINDRA AMIN'NY TENINAREO NADIA SOMARY MISY MANDRATRA IHANY AZA, TSY VAO IZAHO NO MPANOMPON'ANDRIAMANITRA NAHAZO TENY MAHARARY FA EFA MAHAZATRA. TSY HIFAMALY AMINAREO AHO, ARY MAMERINA NY FIFONANA IHANY, SAINGY IZAO JESOSY ILAY NANAMBARA TAMIKO DIA AMBONY NOHO IANAREO SATRIA ANDRIAMANITRA, KOA IZAY LAZAINY DIA TSY MAINTSY AMBARA,NA MINO IANAO NA TSY MINO, SAMIA VELON'AINA FOTSINY HAHITA ISIKA,
TSY TE HIFAMALY AMINAREO AHO SATRIA MPIRAHALAHY IHANY ISIKA ARY MITOVY NY TANJONA, NY LALANA FOTSINY NO SAMY HAFA, ARY NY TOLONA ATAO TSY ILAINA TATARAINA ETO HOE NANAO IZAO SY IZAO AHO, FA HITAN'ANDRIAMANITRA ENY FOANA. ARY AMPAHAFANTARIKO ANAREO FA HIVAVAKA HO ANAREO AHO MBA HANOVAN'I JESOSY ANAREO MBA HO ISAN'IZAY MINO HO AMIN'NY FAMONJENAPosté il y a 2 années # -
MOMBA NY TOLON'NY VAHOAKA NY ONU SADEC UA ETC DIA TSY HOE TSY MISY DIKANY IRENY, FA MINO KOSA AHO FA FITAOVANA AMPIASAIN'ANDRIAMANITRA DAHOLO IRENY ARAKA NY TENINY HOE NY ZAVATRA REHETRA MIARA-MIASA HAHASOA IZAY TIA AN'ANDRIAMANITRA. ARY AMIKO DIA VALIM-BAVAKA HO AHY NY ASAN'IREO SATRIA VAKIO KELY ANGE ITY SUJET DE PRIERE NAPARITAKAY NANOMBOKA TAMIN'NY VOLANA MARSA 2009 ITY SAKAIZA A:
TOROLALANA MOMBA NY VAVAKA HOAN ‘NY FIRENENA
Efa maro ireo mpanompon’Andriamanitra no nitenenan’ny Tompo fa haveriny eo amin’ny fitondrana Andriamatoa Marc RAVALOMANANA.Hevitr’Andriamanitra io fa tsy hevitr’olombelona ary Izy irery ihany no mahalala izay antony anaovany izany fa ny anjarantsika dia ny mino sy matoky fa matoa Jesosy hamerina azy eo dia izay no fantany fa mety sy mahasoa ny vahoaka malagasy sy izao tontolo izao ary indrindra amin’ny asan’ny Tompo. Tsy teren’ny Tompo anefa ianao hino na tsy hino izany ka hoan’izay tsy mino dia manoro hevitra azy Jesosy mba hivavaka hangataka izay ho filoham-pirenena araka ny sitrapon’Andriamanitra hitondra eto dia ho hitany eo izay homen’I Jesosy azy.
Ho an’izay mino kosa dia ireto misy torolalana ho amin’ny vavaka ataony:
-Mila vavaka be ny fahatanterahan’izany satria ny devoly dia hanao izay fara-heriny koa hanakanana izany mba tsy hahatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra.(marihina tsara fa tsy ireo olona na miaramila izay manda sy manakana ny hiverenan-dRavalomanana akory no devoly fa olombelona asa-tanan’Andriamanitra daholo izy ireo ary samy tiany hovonjena fa mety ho ampiasain’ny devoly fotsiny ka ilaina entina am-bavaka hanafahan’I Jesosy azy ireo)
Koa ireto ny torolalana amin’izany vavaka izany:
1-mifona ho an’ny tenanao noho ny fanaratsiana, na herisetra, na fankahalana, na famonoana ( ny fankasitrahanao ireo fotsiny koa dia ifonana) etc natao tamin’ireo mpiray tanindrazana sy izay rehetra mety nandoto ny fo
2-mifona ho an’ny tenanao noho ny tsy finoanao ny herin ‘i Jesosy ka nahatonga anao hiantehitra amin’ny hery hafa.
3-mifona ho an’Atoa Marc Ravalomanana ny amin’izay rehetra nataony tsy araka ny sitrapon’Andriamanitra(olombelona tahaka ny olombelona rehetra ihany izy ka mety ho solafaka)
4-mifona ho an’ireo olona izay mitovy hevitra amin’ny tena hita fa nanao zavatra tsy araka ny sitrapon’Andriamanitra indrindra tamin’izao krizy izao
5- mifona ho an’ireo olona izay TSY mitovy hevitra amin’ny tena hita fa nanao zavatra tsy araka ny sitrapon’Andriamanitra koa indrindra tamin’izao krizy izao, Jesosy dia efa nilaza fa horavainy (fa tsy ravain’ny tanan’olombelona ny HAT sy ny forongony) koa tsy maintsy mivavaka ho azy ireo isika mba hiasan’ny Fanahy Masina ao amin’izy ireo mba hanaiky ny fandravan’I Jesosy azy
6-mivavaka ho an’Atoa Marc Ravalomanana mba hivavahany sy hifikirany ary hinoany tanteraka an’I Jesosy sy ny heriny ary ny famindrampony ka tsy hianteherany afatsy amin’ny herin’I Jesosy irery ihany amin’izay rehetra ataony
7-mivavaka ho an’ireo mpomba an’Atoa Marc Ravalomanana rehetra mba hivavahany sy hifikirany ary hinoany tanteraka an’I Jesosy sy ny heriny ary ny famindrampony ka tsy hianteherany afatsy amin’ny herin’I Jesosy irery ihany amin’izay rehetra ataony
8-mivavaka ho an’ireo rehetra tsy mpomba an’Atoa Ravalomanana, sy ireo mpitandro ny filaminana rehetra, sy ireo mpikambana politika rehetra, sy ireo masoivoho vahiny rehetra, sy ireo fikambanana iraisam-pirenena sy izay rehetra mety ho vondron-kery misy eto Madagasikara sy any ivelany mba ho ataon’Andriamanitra ho fitaovana eo am-pelatanany hanatanterahany ny sitrapony ary indrindra ny fiangonana kristianina rehetra
9-mangataka amin’I Jesosy mba handravany ny asan’ny devoly rehetra eto Madagasikara indrindra ny fanompoan-tsampy sy ny mba hiarovany an’I Madagasikara amin’ireo
10-Farany dia ny fisaorana an’I Jesosy sahady ny amin’ny efa niasany teto Madagasikara sy ny mbola hiasany eto mba hahatanteraka izany izay fantany fa mahasoa ny vahoaka malagasy rehetra amin’ny lafiny rehetra
DIA MIRARY SOA HO ANAREO SAKAIZA, ARY TSY MAINTSY MIVAVAKA IZAHAY MBA HIOVAN'NY MPITOLONA REHETRA HANARAKA NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA SATRIA IZAY IHANY NO LALANA HA1NDRESEN'NY TOLONAPosté il y a 2 années # -
Ny marina ihany,
Inona ny hevitrao momban'ny maitre Avoko ?Posté il y a 2 années # -
Diso ny filazan'i Marina ihany: tsy FLM akory i Mama Germaine fa FJKM ao Toamasina.
Ary na tsy miteny aza ianao dia normal ho anay zanak'i Dada sy efa ato anatinay ny mivavaka sy mibebaka isan'andro, tsy hilana faminaniana izany.
Miangavy anao, mandehana mampibebaka an'ilay pasiteranareo FPVM, ny HAT, miaramila, frantsay, karana sy ireo rehetra iray tsikombakomba amin'ny mpanongana.Posté il y a 2 années # -
MISAOTRA BETSAKA AN'I VARY MENA, ENY E NA FLM NA FJKM I MAMA GERMAINE DIA METY DAHOLO SATRIA SAMY AN'I JESOSY DAHOLO IREO, IALANA TSINY AMIN'NY FRAHADISOANA, NY TSY FANTATRAO DIA EFA ELA NY MIARAMILA NO NASAINA NIBEBAKA ARY FIANGONANA MARO NO NIARANISALAHY NANAO IZANY RAHA TSY HILAZA ILAY FOTOAM-BAVAKA MANOKANA NATAO HOAN'NY MIARAMILA FOTSINY TENY AMIN'NY PALAIS DE SPORT NOTARIHIN'I PASTEUR AO AMIN'NY MAMPIELY BAIBOLY ARY HO AN'IZAY NANATRIKA DIA NAHAZO HAFATRA MAVESATRA TAMIN'NY ALALAN'NY SORATRA MASINA NY MIARAMILA, AKOATRA IREO IZAY TSY MAITSY NANTONINA MANOKANA IO,KOA REHEFA VITA NY ANJARAN'NY OLOMBELONA DIA AN'ANDRIAMANITRA NY SISA, ARY DIA HOHITANTSIKA EO ILAY SISA AN'ANDRIAMANITRA IZAY.
MOMBA ILAY HOE PASITERANAY FPVM INDRAY DIA AZA MATAHOTRA IANAO FA EFA VITA KOA IZANY, FA DIA MIANDRY ILAY AN'ANDRIAMANITRA HOA ISIKA, TOY IZANY KOA EFA NISY MPITARIKA FIKAMBANA KARANA IRAY IZAY EFA NANDEFASANA TARATASY NATERIKO TANANA MIHINTSY MBA HIBEBAKA. NOHO NY SECRET AMIN'NY ASANAY MPIANDRY FOTSINY DIA TSY HASEHOKO ANAO NY TARATASY FAMPIBEBAHANA NALEFA HO AZY IREO TSIRAIRAY AVY.TSY HOE TE HIDERADERA AMINAO AHO SANATRIA FA MBA TE HAMPAFANTATRA ANAO HOE MIARA-MIASA ANIE ISIKA NA DIA TSY MITOVY AZA NY LALANA AMIN'IZAO TOLONA IZAO SATRIA MITOVY TANJONA.ARY NY MBA TENA HAMPAHOMBY NY TOLONA ATAONTSIKA NY ANTON'ILAY HAFATRA, ARY AOKA HO FANTATRAO FA MIFANDRAY MANGINA AMIN'IREO MPITARIKA LEGALISTES IREO NY TENAKO MAMPITA NY HAFATRA OMEN'I JESOSY.NY IANGAVIAKO ANAO FOTSINY DIA AZA MITENY HOE TSY MILA FAMINANIANA, AOKA HO FZNTATRAO FA TSY SITRAPON'NY MPANOMPON'ANDRIAMANITRA NY HAMINANY FA ANDRIAMANITRA NO MANDEFA NY FAMINANIANA HO AMIN'NY MPANOMPONY ARAKA NY SITRAPONY IRERY IHANY ARAKA IZAY TIANY.KOA RAHA SANATRIA IANAO TSY MILA NY FAMINANIANA DIA HEVERO FA TOY NY TSY MILA AN'ANDRIAMANITRA KOA MIANGAVY ANAO MBA HEVERO TSARA IZAY LAZAINA, FA NY SORATRA MASINA DIA MILAZA AO AMIN'NY 1 TES 5:20 AZA MANAO TSINOTSINONA NY FAMINANIANA,ARY AOKA HO FANTATRAO KOA FA FAMINANIANA AVY AMIN'ANDRIAMANITRA NO NAHAFAHANA NANAMBARA MIALOHA TAMIN'NY MPITARIKA LEGALISTES KA NAHAFAHANY NIARO TENA TAMIN'NY ALALAN'NY VAVAKA TALOHAN'IRENY RESAKA BAOMBA IRENY,ARY INDRINDRA INDRINDRA AOKA HOFNATATRAO FA NA NY PRESIDENT RAVALOMANANA SY IREO MPIARAMIASA AMINY AZA DIA MIARA-MIASA SY MANDRAY HAFATRA AVY AMIN'IREO MPAMINANY ETO AMIN'NY FIANGONANA MARO ETO AMINTSIKA AO ANATIN'IZAO TOLONA IZAO, IZANY NO TSY MAHAKIVY AZY IREO SATRIA TAO ANATIN'NY FAMINANIANA NO NAMPANANTENAN'ANDRIAMANITRA AZY IREO FA HAVERIN'ANDRIAMANITRA EO AMIN'NY FITONDRA IZY. ARY MATOA ANDRIAMANITRA MANDEFA NY HAFATRANY DIA MISY HITANY MILA IZANY AO.IANAO ANGAMBA NO EFA AO ANATIN'NY VAVAKA SY NY FIBEBAHANA, FA MATOA TONGA NY TENY DIA MBOLA MISY TSY AO ANATINY IZAY. NY HAFATRA TIAKO OMENA ANAO DIA ILAY TENIN'I JESOSY TAMIN'I PETERA HOE REHEFA AVY MIBEBAKA HIANAO DIA MANDEHANA AMPAHEREZO IREO RAHALAHINAO. DIA MIRARY SOA INDRINDRA TOMPOKOPosté il y a 2 années # -
IZAHO MINO FA REHEFA TONGA NY FOTOAN'ANDRIAMANITRA, AMIN'NY MAHA IRAY IHANY NY FANAHY MASINA MIASA , MBOLA HO AVY NY FOTOANA HITENENAN'ANDRIAAMANITRA AMIN'NY PASITERANAY SY HAMPITENENAN'ANDRIAMANITRA AZY
Posté il y a 2 années # -
- Ary nga moa raha hoe voasambotra na tsy mahazo rariny ao @ fitsarana dia tsy avy amin'ny Jesoa?
- Sarotra be ve raha lazaina ny anaran'ilay Parlementaire????Miala tsiny @ ankabeazan'ny fivavahana @ izao fotoana izao maro be misokkatra ireo aho fa tsy mahalala sy tsy mitady afatsy ny hita maso miala tsiny fa materialiste
Posté il y a 2 années # -
Ny marina ihany,
Ny FPVM ve mijoro hoan'ny fiverenana @ ara-dalana, sa ny tenanao manokana no nisafidy hiaro ny ara-dalana ?Posté il y a 2 années # -
"Si Tonton prend quelque chose au Colbert, il ne faut pas interpréter qu’il est allé à Ambohitsorohitra"
Suite à l’incident de samedi, où il fut rejeté de Magro, Ambroise Ravonison, leader légaliste, a fait le tour de la position de son mouvement. Ambroise Ravonison s'explique à la troisième personne.
Comment expliquez-vous ce qui s’ést passé samedi à Magro ?
Ce qui s’est passé samedi est insignifiant. Tonton ( Ndlr son surnom ) défend le légal, une raison qui n’est pas forcément acceptée par certains. Mais toujours est-il qu'il ne faut pas polémiquer là-dessus. C’est à la charge des leaders politiques de se rapprocher face à ce genre de situation. Nous avons bien reçu le message qui nous a été transmis samedi. Et quand Ravalomanana appelle, Tonton répond à son invitation et Tonton ne pense pas que c’est Ravalomanana qui lui a interdit d’entrer au Magro. Quoiqu’il en soit, Tonton ne change pas dans sa position politique, il reste légaliste. Et il ne se bat pas pour des sièges. S’il avait voulu cela, il aurait pu décrocher des postes à responsabilités dans les précédents gouvernements.
Et donc pour vous, qu’est-ce qui s’ést vraiment passé samedi ?
Si la démocratie est d’empêcher Tonton d’entrer au Magro, ce n’est pas ça la démocratie ! Nous devons aller dans la bonne direction. Il ne faut pas mentir à la population. Il y a certaines personnes qui ne se battent même pas pour le retour de Marc Ravalomanana, il y en a d’autres qui raisonnent autrement. Il ne faut pas mal prendre les choses. Si Tonton prend quelque chose au Colbert, il ne faut pas interpréter qu’il est allé à Ambohitsorohitra et dire par la suite qu’il a trahi le mouvement ! Qu’est ce qu’on doit penser du fait que Ravalomanana a parlé avec Monja Roindefo ? Est-ce qu’il a trahi lui aussi ?
Justement, qu’est-ce que vous pensez de Monja Roindefo ?
Pour le cas de Monja Roindefo, quoique l’on dise, son instauration à la primature a été illégale mais par rapport à la continuité de l’Etat et à la requête qu’il a effectué, il y certains points de la légalité qui ont été remis en question. Mais si Monja nous rejoint, notre porte est ouverte, nous ne faisons aucune exclusion. Nous œuvrons pour ce qui est le bien de la nation.
Après Magro, que comptez-vous faire ?
Nous réitérons que nous sommes bien assis dans notre concept. Nous serons présents a Magro, avec l’assistance des partisans de la mouvance légaliste samedi. On verra. J’étais parmi les initiateurs d’Ambohijatovo, ce sont certains politiciens qui nous ont remorqué mais je suis sur d’une chose, 90% du peuple sont des légalistes.
Recueillis par Prisca R
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.