Tsy azoko hoe ahoana no ahafahan'i monja roindefo manao sonia ny asa lehibe eto Antananarivo. Famanana izany andraikitra izany ve izy ? Inona no anjara asany eto Antananarivo ? Ny CUA nefa milaza tsy mahafantatra izany.
aleo ho fantatry ny maro fa i Monja no nanongana an'i Ravaloamanana, izy no nifandray t@ miaramila ka tsy ho afaka @ izany izy, ary tsy ahazo ny fon'Antananarivo mihitsy izy @ izany mpampiasa vola thailandais izany.
I Mojna Roindefo haka ny fon'Antananarivo ? Tsy mila putschite Antananarivo.
(3 messages) (3 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Mitetika ny hilatska ho fidiana i Roindefo manao izay ahazahoana abn Antananarivo, hiaraka @ mpanohana azy any Toliary. Tsar aho tsiahivina an'i roindefo fa tany tulera dia mbola nandresy ny filoha Marc RAVALOMANANA. Ary koa mbola mpanogam-mpanjakana. Tadidio tsara ry vahoakan'Antananarivofa i Monja Roindefo t@ volana aprily 2009 dia nilaza fa ilay diabe teny anosy ka nahavoatifitra polisy , nanao akanjo sivily iray teo @ lohany ka nahafaty azy. Dia hoy i Roindefo hore ,izay samyizy ihany nonifampitifitra teo. TSY HADINO IZANY.
Inoan koa anefa ny hidiran'i roindefo @ fitatanana eto Antananarivo e ? Sa lany-voafidy eto izy ?Posté il y a 2 années # -
mila entanina mihitsy isika Malagasy fa misy tantara mitady ho adino, ary io Monja io dia tena olona fangolika mitsy, hatr@ izao efa milliardaire mbola tsy voaloha ny hofa-trano akaikin'ny havana
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.