I S.E. Monsenera Eugène Martin Nugent no solontenan’ny Vatican eto amintsika
(2 messages) (2 voix)-
Posté il y a 1 année #
-
Lasa modéré automatiquement ianao ry Ra8Ra8ihanyRa8hatrany (ouf !), rehefa manisy lien mihotra ny iray sahala amin'io. Aloho mametraka posts roa, avec lien iray ihany no ao anatin'ny isany.
Satria mantsy voatery hatao débloquage manuel ilay izy ka sady mandany andro, no ela izay tianao avoaka voa mitranga !
Izay no mba hataovy, raha azonay hatao azafady.
Mazotoa.
(afatra avy any amin'i Admin io).
Posté il y a 1 année #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.