Raha ray aman-dreny ianao na mpampianatra na mpanabe, ra ianao no manao zavatra tsy mety eo anatrehan'ny zanaka na ny mpianatra dia manome modely ratsy eo @ taranaka izany..Raha mitaiza ankizy ianao ao an-tokatrano kanefa ianao mamolava ,na ny reny malaza fa mpivaro-tena dia ho fantatry ny zaza taizainao izany ary mety hanaraka ny dianao izy. Tsy mety izany...Jereo ny zavatra natao sy ataon'ny mpitondra ankehitriny, ny zavatra mamoehitra avokoa no natao. Jereo ireo nataon ireto FIS milaza fa hiaro @fahamarinana, izy indray izao no manao ny asan-jiolahy..Rehefa anontaniana ny mba ambony grady ao amin'izany dia manao vali-boraingina fotsiny,miala bala,nefa hita izao fa olon-dratsy mahazo fahefana sy fitaovam-piadiana dia manao asan'alika. izany ve no no fitondrana hiainana eto e??Ny vono olona etsy andanininy...Ahoana moa ny olon-dratsy no tsy ho betsaka ka ny milaza mpitondra azy ireo aza manao kidnapping?Ahoana zany. Dia milaza ve enao fa hanova zavatra eto @ firenenna?...AZA MAHATOKY AN IREO MILAZA FA MPITONDRA IREO ,FA EFA HITA DAHOLO IZY IREO,MIHARIHARY OTRAN'NY VAY AN-KANDRINA NY ZAVA-BITANY....ANJARANAO NY MIHERITRERITRA
JEREO ANGE TY IZY E
(3 messages) (3 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Mba nisy ve teny nomen'ireo ka taterany???? na izao fandehanany any Afrique du Sud izao ary tsy efa mampieritreritra raha tsy iresaka fotsiny ny hoe nandeha ny 3 mouvances teo lazainy fa mpanongam-panjakana izay mandeha any fa raharahan'ny Malagasy io nefa aiza izy zao???? io no vao hainga indrindra fa araho ny tantara...
Posté il y a 2 années # -
ka ny mety dia tsy ilay MAPUTO intsony fa esorina ao i domelina dia ny ambiny tsy hovana. Tena ilaina koa ilay sazy avy any @ vondrona eoropeana fa manjary hanalava fotoana eo indray ny foza nefa ny gadra sy ny very asa efa mijaly. Ny horohoro ataon'ny miaramila tsy mitsahatra.
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.