Tena mirongatra be mihitsy ny risoriso (corruption) ao amin'ny tribunal ao ary tena loza fa na dia olona namono olona aza dia afaka ary mahazo libérté provisoire. Avy eo diso manaratsy loatra ny 3 mouvances izy. Tsara raha i Christine Razanamahasoa no hotsaraina voalohany rehefa milamina ny firenena
Mahay ny asany tokoa ve i Christine Razanamahasoa ?
(6 messages) (5 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Tsy ao amin'ny tribonaly irery no ahitana risoriso fa hatreny amin'ny fokontany,firaisana sy ny sisa... Izay toerana rehetra hanaovana taratasim-panjakana de iharan'ny risoriso daholo !!
Posté il y a 2 années # -
Dia sahy milaza io fitondrana io fa avy amin'Andriamanitra. Manasa anao aho hamaky izay voalaza ao amin'ny Romana 13:1-7, dia ho hitanao fa ny fahefana izay avy amin'Andriamanitra dia natao hiaro ny tsy manao ratsy fa natao kosa hanafay ny mpanao ratsy. Ny zava-mitranga amin'ity fitondrana FATy ity dia ny mifanohitra amin'izany. Ny tsy manao ny ratsy indray no lasa matahotra ary lasa tsy manana ny rariny. Io RaChristina io aloha dia ho raharaha ny hahazo an'io fa tsy ho afa-maina io na eo anatrehan'Andriamanitra na eo anatrehan'ny Vahoaka Malagasy.
Posté il y a 2 années # -
Io mpamosavy io dia efa voazanaky ny frantsay hatrany @ razam-beny, tsy tia Merina, ary mitetiky ny hanao vali-faty fotsiny eo @ fitondrana. Izy indrindra no mampiasa ny fitsarana ho fitaovana politika, sy Mankahala ny maha-olona an'i Ravalomanana. Tadidio fa izy ilay nanao hoe MANDAT D'ARRET teo @ 13 mai, ary nanome utlimatum an'i Dada. Dia avy eo ny 17 mars hoy indray io mpamosavy io hoe : tsy matahotra ultimatum hono izy e.... Io indray aloga dia tsy ho afaka eo na reconciliation na amnestie na inona dia tsy maintsy tratrany io mpamosavy io.
Posté il y a 2 années # -
ho tsaraina ato ato hono ny 7 mars, fa naninona no zao vao hotsaraina?????? aiza daholo ireny fomba fiasa vetivety ireny????? ity raharaha efa t@ herintaona mahery tsy hita fa taitaitra kely teo dia nogadraina ilay commissaire....fa izao aiza ??? ho avy ny azy mianankavy ka
Posté il y a 2 années # -
Ho tsarain'iza ? comite international independant ihany no afaka mano izany fa manjary natao hifanilihana fotsiny. Ireo mantsy mihevtra fa i Dada no diso,nefa hita-poko hitam-pirenena fa ry zareo no namano ny olona na t@ 26 janvier na t@ 7 fevrier.
izany enquete izany aloha raha tsy mahaleo tena tsy lasa e. Dia tahakan'ny sai-takatry "krizy ity razanakisoa" ihany no ho fandeha eo.Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.