Mody mangina , miseho hendry fa manomana terrain . Tetika daholo ny sisa rehetra fa any amin'ny 90 isan-jato na mihoatra aza dia i Pierrot no tadiavina apetraka eo . Mailo isika fa izay no mahavendrana ny sasany , tsy hanaiky an-dRajoelina haharitra hipetraka eo akory lafrantsa .
Mailo fa Pierrot Rajaonarivelo no tadiavin'ny lafrantsa apetraka eo e!
(3 messages) (3 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Toa misy resaka deuxième Bagneux indray any Toulouse @ asabotsy izao? Fenoindrizalahy fitaka io dia izay tratra ao tonga dia kenda. Toa nahazo filazana koa ny sasany fa hoe ho any Toulouse koa i Organes. Olona voasazy iny amiko koa tokony tsy ho any Frantsana mihintsy. Samia mihaino vaovao izany.
Ny RNS koa aza efa nampilaza ny mpitarika GTT isamparitra rehetra sy ny légalistes maromaro fa raha manao resaka politika ao anatin'ny RNS hono dia efa manomana olona izy hanakepoka. Ary na kaskety misy signe politika aza hono tsy azo hanaovana. Tena gaigy ireo.
Ny RNS anie ra-olona ka tsy resaka politika koa inona no hilazainy izany é? Rizareo no efa ni-politisé an'io RNS io taona vitsivitsy lasa izay.
Izany hoe na any ivelan'ny Madagasikara aza izany dia mbola mamndrahona ihany rizalahy? Aza manaiky izany ianareo mipetraka any andafy, fa ahoana no mitady hanao be mokony ohatr'izany rizareo. Sport no aleha any.
Aiza i walmad hanohitra?Posté il y a 2 années # -
Izany pierrot Rajaonarivelo izany tsy ho tafavoaka eo e, efa fantatray daholo anie ny miandry kendritohana e
I monja roi des fou, i pierrot rajaonarivelo, y Ny hasina andriamanjato .. mitetika be fa raha mbola fifidianana madio io dia mihomana @ 0,5%.Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.