ny "vahoaka" efa kely sisa eo aminy mihena an-toerana hoatran'ny fehan'antitra, mbola tsy naheno aho olo-tsotra tsy mpanao politika hoe légaliste ka nivadika TGV , fa ny mifamadika no bestsaka ary tena maro
Manao erreur fatale foana ny FAT isan'andro
(3 messages) (3 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Marina izany fa ny olona dia maro no tsy mihetsika nohon'ny antony maro. Fa raha misy fihetsehana iray lehibe,ohatra hetsiky ny miaramila legaliste dia ho avy ny olona . Fa hatr@izao aloha dia ny horohoro no mameno ny tanana.
Ny mahagaga ahy dia tsy sahy miditra lalina @ toloha Ramalagasy ary ireo mpitarika dia saika mila seza avokoa. Hiandry ilay Holocauste karakarain'ny frantsay ve ny vahoaka vaotonga saina hoe handao hihetsika daholo ? Toa mihodina eny ihany ny fiainana, toa mandeha eny ihany ny fitantanana. Nefa anie raha mandresy ny tolona dia hifarombaka @ vok-tsoa daholo na ireo tsy sahy nampikatso ny machine administrative na ireo saro-tahotra, na ireo pro-TGV.. ka dia mila vaha olana haignan isika toy ny hoe raha tsy mivaha @ ity volana ity dia aleo ho avy ny SADC dia ho hita eo izay mbola beloha.Posté il y a 2 années # -
Fahadisoan'i Ravalo koa ny nanakatonana ny RNM sy TVM t@ mpanohitra. Fa na izany aza dia ratsy avy 100 eny noho izany ny eto @ izao fotoana izao.
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.