Mitady hanakato-trano fa tongavan'ny FAT ao isan'andro hakany vola, izay mivoaka mitondra vola be daholo, ramaroson no tena matetika makao, hatr@ i nathalie rabe , kay ity rajoelina nitsoaka hoe tany ivandry indray mandeha iry tany an-tranon'i rajabaly
May volo-tratra Rajabaly
(7 messages) (4 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
ny sté concept ihany koa no tena namatsy vola an'i TGV, misy sarin'i Hery tompon'ny Concept any ho an'izay manana nanipy cocktail molotov ny RNM Anosy
Ahona moa ny concept no manana ny tsy fananan'ny olona mihitsy ????? samy mivarotra portable sy ny etc izao ka izy ihany no misongadina !!! misy raha ao....ary tena misongadinaPosté il y a 2 années # -
ny sté concept ihany koa no tena namatsy vola an'i TGV, misy sarin'i Hery tompon'ny Concept any ho an'izay manana nanipy cocktail molotov ny RNM Anosy
Ahona moa ny concept no manana ny tsy fananan'ny olona mihitsy ????? samy mivarotra portable sy ny etc izao ka izy ihany no misongadina !!! misy raha ao....ary tena misongadinaPosté il y a 2 années # -
NiJabaka tany @ raJabaly zany lery tamin izay? I Mialy koa tsy efa voaJabaky raJabaly tany? Aleo hiady an-karona ao e. hihintsana ho azy ny vangy n ireo refa ela ny ela.Mila mampahery an ny Filoha Ravalomanana isika ary hanambatra ny hery ho azy,fa ny ratsy tsy kely lalana..
Posté il y a 2 années # -
Ny karana anie dia betsaka no ao @ ilay francafrique e. quincaillerie 2000 sy quincaillerie firaisana ohatra. t@ ilay indray alarobia t@ fevrier 2009, ilay diabe nakany 2 ambassade de France dia nisy karana nitoraka ny vahoaka nony tonga teo @ ambassade de france. Ary maro @ ireo Karana ireo no mizaka zom-pirenenea frantsay. sady manambany gasy fotsiny.
Ity fanotaniana iray: Firy ny karana vavy miaraka @ lehilahy gasy ? ary firy ny vehivavy gasy miaraka @ lehilahy karana ? Fanambaniana daholo izanyPosté il y a 2 années # -
io rajabaly io koa nanglatra tanindrazan'olona ery atsimondrano ary na ny fasan'ilay fianakaviana efa ho 8 génération aza dia tena hankina. Dia tadiavin'io rajabaly io esorina ilay fasandrazan'olona amin'ny maha mitapy azy.
Ireny no olon,a tokony hakan'ny FAT sosy fa tsy ny vahoaka efa mijalyPosté il y a 2 années # -
izany ve ry "fitolomana" ? Eny avaradrano eny koa, ao Antsofonondry ao, dia nangalarin'i Rajabaly ny tanindrazan'olona, ka izay mahalala momba an'io dia aoka hilaza izany eto.
Tsy ho afaka maina @ ity krizy ity aloha io Rajabaly io e.
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.