ilay rediredin'ny dj sy Fienena???? ny havanay firy zao no victime toa mbola tsy tafaverina niasa. Olona mitaky ny zony tsy misy resaka politika ny tao @ COSMOS nefa dia rarafana bombe....izany hoe raha olona nisalasala hiala tsy ho proTGV dia tapa-kevitra t@ iny fa tena famoretana ny ataon'ny FAT? Ary nefa dia tsy vitsy no hoatran'izay
Mba aiza ary ilay backbone solon'ny AGOA???
(2 messages) (2 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Backbone, dia rediredy sy adaln'ny mpisaina ao @ HAT. Tsy mahavita na inona na inona izany. ary Havendranana tsy roa aman-tany ny filazana fa mahasolo ny AGOA izy io. izany no teny mampiavaka ity HAT ity dia tena vendrana
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.