aoka ho fantatsika fa io concept io no anisan'ny namatsy vola an'i TGV, tokony ho azonareo an-tsaina ry JIRAMA fa 3 millions ny facture jiro teo aloha nahona no 250.000 f sisa @ izao
Miantso ny JIRAMA fa mangalatra courant ny tranon'ny Concept eny Ampitatafika
(6 messages) (5 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Efa mahazatra io r'isé amin'ireo mpangaltra fahefana ireto an! Tsy paosiny intsony no fenoin'ireo fa tonga dia ny firenena no robiny tsotra izao, ary ambanany basy ny vahoaka raha vao mitady hiteny.
OUST les foza.
Miandry ny dadanay sisa izahay é.Posté il y a 2 années # -
Hampatsahivina ihany fa i Charles Andrianasoaviana (fa tsy Randrianasoavina tahakan'ny soratan'ny sasany) no iray @ admnistrateur-n'ny JIRAMA.
Posté il y a 2 années # -
Ilay hoe Andrian....@ ny anarany aza efa maty hasina mihitsy le anarana...i Le sarla no tokony iantsoina an io!
Posté il y a 2 années # -
Tokony asiana karazana hetsika toy ny OPK izao ka atao hoe OPAP na OPeration Anti-Putsch. Dia izay nanampy ny fanoganam-panjaka teto ary mahazo tombony am-panjakana io fanoganam-panjakana io dia hamboarina dahalo. Ka hoan'izay mahafantatra dia lazao eti daholo ny mombamomba azy ireo.
Posté il y a 2 années # -
Ampitatafika akaikin'ny fitaizana zaza kamboty no misy io trano io, tsy misy tsy mahafantatra azy eo @ manodidina
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.