Ambohijatovo, TVM,RNM, 13 Mai, izay miteny dia tsy samborina
Misy afaka manazava ve ny democratie à la mode TGV?????
(4 messages) (3 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Ny democratie a la mode TGV ? araho tsara ary
Ny lohany bitro voalavo
Ny manaraka azy dia ny goika antitra fetsepr.......
Ny mpiaro sy ny nametraka azy teo dia mpamihorohoro satria ragidro mitam-basy
Ny mpanohana azy dia fozaIzay ialay atao hoe "la ferme celebrite' en afrique" satria ferme ilay izy. izany "ferme ta gueule" izany an satria ny kianja, ny toerana prive', ny aino aman-jery ny antenimieram-pirenena sy izay mety ahitana ady hevitra dia lasa any an-davam-pirigna
Ny asa ataony: Mitambasy, manao sinema, mihetraketraka ary mangalatra
Ny fisainany: jereo ilay pejy hoe : citations et pensees de la H.A.T fa ho hitanao hoe inona no mivoaka ao @ lohany....
Posté il y a 2 années # -
hihiiiiiii merci an!!!!
Posté il y a 2 années # -
Fa izany demokrasia izany anie ka t@ andron'ny Ravalo no efa saika nisy fa dia potika indray. izao ny demokrasia dia i rsara ravalomanana, alain ramaroson, rene lylison andre ndrianarijaona.. izany no demkrasian'ny HAT, dia ireo FIS de ... Henjihina ny pasitera Amdriamista, Enjehina i Tonton Ambroise, avy eo mangalatra any Marovoay dia eny Ambohibao izany no atao hoe DEMONCRATIE DE LA RUE PUBLIQUE MAL ET GACHE'
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.