Namely tsaho ndray ny foza fa nisy nitifitra ny dadanay fa tena tsy hitany intsony izay hanaovany an’i dada sy ny zanany. Ry lapin ramamba indray izao anisany no anatin’io.
Namely tsaho ndray ny foza fa nisy nitifitra ny dadanay
(4 messages) (3 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Nanao valandresaka sy fiaraha-mikorana hoan’ny mpanao gazety tonga teny amin’ny Iarivo Hôtel ny Sabotsy 10 Aprily ny HMF na ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana.Tamin’izany no nilazan’nyMpitandrina Ramamonjisoa Philibert fa efa miasa tanteraka ry zareo hoan’ny fanafahana ireo gadra politika izay nitokona tsy nihinan-kanina.Ndeha harahintsika an-tsary ny fanambarana nataony...
Ity ilay vidéo
[mydago.com]
Posté il y a 2 années # -
Mailo isika vahoaka fa ny tsaho toy izao dia fanaony ny foza fa misy zavatra tiany ahatongavana indray aminy izao. Tena tampin-dalan-kaleha ny Foza izao. Ka mitady irika ahafahany mifikitra sy miaro ny tenany
Posté il y a 2 années # -
Ny tena kapoakan'ny foza dia izay hampijaliana ny olona, ary havanana 2 fandaigana tokoa izy ireo jereo anie ny TV mplaiso, VIVA, Radio Antsiva sns.... ireny no atao hoe RFL na Radio Fafy Lainga, ao anatin'io anarana io koa ny tele an.
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.