Na inona na inona lazain'ireo aloha dia ny fantatra dia tsy milamina matoa manao resa-jaza hoe désarmé-na sy ny etc....dia avy eo koa ny gendarmerie milaza hoe ajanony hono ny fidinana an-dalambe.......matahoatra inona reo???mba ilazana hoe milamina ny tany??????
Niara-nisakafo tao @ Carlton i Camille Vital, Roger Luc ary Charles t@ Alahady
(2 messages) (2 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
mazava aloha ilay hoe mety hisy cinema, fa asa raha te hiaraka @ Commandant Roger Luc i Charles hanoherany an'i radomelina. Izaho aloha tsy mino hoe ny commandant roger luc no ho bevaka e. Izy aza anie saika nosamborina fa nahatohitra ka tsy hitan-dry zalahy izay atao e .
Mailo mafy izika fa misy efa miketrika ny fifidiana filoham-pirenena dia i Monja Roindefo, Roland Ratsika, ary Perrot Rajaonarivelo, tsy kaotina intsony moa ry Jules etienne sns... fa dia hita hoe ny be fitetika no betska fa ny fifidiana eo dia i DADA ihany no lany.
@ izao kosa dia tokony tsy ho sakan'ny mpitandro ny filaminana intsony ny fanehoan-kevitra, ary tokany avoaka haingana ny gadra politika.Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.