mba mangataka re tompoko o! mba ovay ilay présentation fa tena tsy mazoto miditra ny akama maro, koa raha azo atao re mba ataovy somary discret kely ilay pseudo fe tena mivandravandra be loatra dia mampitsoaka ny maro.
Asa raha azonareo ny tiako lazaina fa vao avy niresaka momba an'ito forum ito izahay ary tena tsy mazoto ny sasany @ io resaka presentation io.
Tsy mba mahita conversation na sujet mba azo hifampiresahina mihintsy eto, dia mitsoaka any ankafa ny sasany.
Ny hevitrin'ny maro anie mahatakadavitra ry moderatera é.
Aleo rangahy ho betsaka izahay no eto, sady eto tsy mbola misy foza.
Izay angamba no mba tena avantage eto, mais ce n'est pas suffisant.
Misaotra moderateran nihaino. Feno foza mantsy izao ao @ forum an'ny dadanay fa lasa ratsy hono ny sobika dia mandoto rano ao izy mianakavy dia aleoko mba mangataka izao aminao.
Merci éééééééé
[fermé]
o ry moderatera o
(2 messages) (2 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Ho fafana ity satria efa nafindra toerana rehefa afaka kelikely eo. (afatra avy any amin'ny Rédac de MyDago)
Posté il y a 2 années #
Sujet fermé
Sujet fermé. Réponse impossible.