Manotany hono tsy adala, ka sao mba efa misy ireny hetsika tao @ BANI na ireny conference de presse natao tao @ villa elisabeth ireny any Ra-8 Ra-8 ihany Ra-8 hatrany. Dia manantena izahay. Ary misaotra mialoha.
Ra-8 Ra-8 ihany Ra-8 hatrany, BANI sy villa Elisabeth misy ve ?
(2 messages) (2 voix)-
Posté il y a 1 année #
-
Ao amin'ny Radio Longo Madagasikara no misy ny vaovao rehetra mikasika BANI, sns ... efa any amin'ny takelaka faha 8 any izy izao ao amin'ny Filazam-baovao ... Miaraka amin'ny Vaovao Rindra rehetra, mba tsy ampiparitaka ny hafatra ...
Posté il y a 1 année #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.