ny 6 Jona 2010 : http://ti1ca.com/khckf0kj-Radio-GTT-06-juin-2010-Radio-GTT-06-juin-2010.mp3.html
Radio GTT
(6 messages) (3 voix)-
Posté il y a 1 année #
-
merci lehitsy baina a, eto dia mba mahita daholo ny akama, dia aza adino ny mametraka eto @ manaraka ny radio GTT é. i be-sorongola ihany ity fa lasa mandrerka be ilay LeMahiratra ao fa arakin'ny hiarovana azy no hidinginany. i menja koa mantsy mba niaro azy tonga nidingindrambo ilay vendrana.
Fa misy marina tokoa aloha ny lazaina fa ledala angamba ilay bandy dimbaka be ireny, sady tia ady be, tsy mahay maka fon'olona fa migidraka diso tafahoatra. Serge ramanantsoa ny anaran'iny.
Merci encore baina an!Posté il y a 1 année # -
fitolomana >>>> tena ianao marina ve ilay Besorongola tena Izy ao @ Forum ? izay nanao pseudo identifié ???
Tsy kely làlana ny foza ka mba confirmer_ho ny valiny eto AZAFADY INDRINDRA
Dia misaotraPosté il y a 1 année # -
ié izaho lehitsy iny a! izany no nitenenkao hoe nasiako message an'ialahy aty. Grave koa ireo foza ireo.
Nampiako tena izy fa tena nolaison'ireo alika maty ireo tanteraka ary hitako nampiasainy be ilay izy dia romotra be aho. Merci PSD anPosté il y a 1 année # -
pppfffffff
communication hono ! communication ! ppppffffff!!!!!!!!!Communication "de mon cul" no hain'ireo Foza ! Vous appelez ça communication vous ? et mon oeil ?
Posté il y a 1 année # -
Misaotra @ ilay radio fa tena ilaina izao, izao notena communication
Posté il y a 1 année #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.