no comment.
Raha tsy manilikilika ianareo ato @ity forum ity dia inoana fa handroso izy ity
(2 messages) (2 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Marina fa ilaina ny fepetra fa dia mahagaga tokoa ny fomba fiasan'ny modérateur ny "www.tiako i madagasikara.org"
7 ny ordi ao am-piasananay ato @ compta fa avy dia niaraka tsy tafiditra daholo , nitaraina tany @ modérateur hoe inona no antony fa tsy nisy valiny, nefa ireo dia mpiserasera tao daholo.
Miara-mahita @ izao fa mihena ny olona ao @ "www.tiako i madagasikara.org", ny tenako dia mpanaraka an'io forum io efa hatr@ 2002 ka hatr@ izao mahalala tsara, tsy hoe noho zahay ireo akory sanatria fa aoka isika samy ijery sy andinika fa site lehibe hoatran'io sy efa no 8 ans dia efa ho adin'iray sujet 1 no vaovao indraindrayKoa dia misaotra indra ny mpamorona tompoko.
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.