Misy rangahy mipetraka ao Frantsa (Paris) nandefa mail titré hoe: Aparitaka haingana @ anaranareo tsirairay. INFO DISOBE HOY NY ANY MADAGASIKARA
resaka momba ny fiangonana protestanta ao Faravohitra io. Koa samia mailo isika rehetra fa efa ho herintaona koa io rangahy io no mamoaka info diso lava toy io ka mahatonga psychose be. Ary anisan'ny nahatonga ny tsy fifampitokisana koa
Ianareo any Frantsa izany mahalala io rangahy io fa dia samia mailo.
Mangataka olona mba hametraka an(ity message ity ao @ forum TIM fa izahay tsy mahasokatra an'io aty lavitra aty. Misaotra.
Tandremo fa misy olona mandoto ny légaliste
(8 messages) (4 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Ianareo GTT, any Paris GTT IDF dia aoka mba hanao haza lambo izany kon'antitra izany. Izay mahalala ny adiresiny na ny e-mail na ny anarany dia avohay eto.
Aoka ho fantatry ny rehetra hoe izao no kely saina manimba an'i Madagasikara.Posté il y a 2 années # -
Tadidinareo moa taloha ? Asa raha mitovy ny fahazazantsika fa misy anarana omena ireny olona mpitsindroka zaoridira ireny .toa tahatahaka izay ny anaran'ilay olona raha tsy diso aho .
Posté il y a 2 années # -
Azoko antsaina ny tianao lazaina ry fandresena tena izy fa tsy izy (tsy vz) fa lehilahy efa mananjafikely. Izy no anisany manentana ao Paris ao arakin'ny fahalalako azy fa tsy ilay bogosy kely iny koa anefa. Ary collectif ilay izy.
Posté il y a 2 années # -
Chers tous,
Faisant suite au communiqué envoyé par le GTT-idf à travers leur adresse mail du Dimanche 28 Mars 2010, nous, les membres du Bureau du Temple FJKM Tranovato Faravohitra, réfutons le contenu du mail et déclarons par le présent mail que :
1. aucune entrée en force , ni par les militaires de la HAT, ni par d'autres personnes, n'a eu lieu dans notre Temple le Jeudi 25 Mars 2010
2. la réunion de prière de l'Association Zanad-Ramanandalana a bien eu lieu le Dimanche 28 Mars 2010
3. comme dans toutes les églises FJKM, la réunion de prière pour la Nation s'est tenue le Lundi 29 Mars 2010 à 7h dans la matinée
4. la plaque commémorative du 140 eme Anniversaire du Temple FJKM Tranovato Faravohitra, dont la pose a été inaugurée par le Président de la République Ravalomanana et le Pasteur Rasendrahasina Lala, a été enlevée par les fidèles du Temple eux- mêmes dans le but d'une rénovation, laquelle a été convenue depuis sa pose en Novembre 2008
5. tous les tapis rouges sont bien présents dans le Temple
6-les fidèles du Temple n'ont reçu aucun véhivule 4X4 et aucune promesse de dotation de véhicule 4X4 n'a été faite aux fidèles du Temple jusqu'ici.
A travers ce message, nous déclinons toute responsabilité quant aux incidents pouvant être engendrés par le communiqué diffusé par le GTT-idf.
Que la grâce de Dieu soit avec nous tous,
Les membres du Bureau du Temple FJKM Tranovato Faravohitra.
Posté il y a 2 années # -
Tsy misy tsy diso raha mbola mandia ny tany. Ay izay mahay mamela ihany no azo hamelana.
Posté il y a 2 années # -
Ireo GTT collectif dia mahavariana fa action physique no tena tiany fa tsy action politique ni intellectuelle.
Ilaina ve izany hoy isika mpanohana an'i dada? Raha eny, dia aleo rizareo alefa any Dago hanapotika ny jiolahy fa tsy manao coq de quartier fotsiny.Posté il y a 2 années # -
Tena ilaina izany ka, tena ilaina mihitsy , jereo ny ambassade ao Paris fa mbolamisy foza, tokony hongotana.
Fa na izany aza ny action physique dia tsy ho ampy velively. aza mankaty Madagasika izany ry GTT collectif, ny ambassade ao paris hamboarina dia ireny membre ny HAT lasa any ireny, aleo mba ho feno antsika eran-tany dia tsy ahita aleha intsony ireo foza ireo.Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.