Feno hoy aho ny chariot toa @ CORA indray mandeha, dia nijery za hoe inona daholo ary ny tena zavatra ilain'ity olona ity toa feno be hatrany ambavany ny chariot. Fa refa tena nijery aho dia toa tsy dia lojika loatra ny nahafeno ilay chariot. Mety ho mialona koa ve ity za?? Tsia, fa tena tsy mifanaraka @ zava-misy e, ohatra enao io ve dia mihinana BOITE DE CEREALE isa maraina miaraka @ RONONO IMPORTE? mifitra @ papier hygienique rouleau maro be, de misotro eau vive pack efa ho 2 na 3 mahery, de manao DEODORANT sy NIVEA ary TEE SHIRT LEMURIEN MADA bobaka be, ....
Teo @ caisse dia "JE PAIE AU COMPTANT EN ESPECES" ???? Tena FOZA ireto lele. Azafady fa tena lasa niteniteny foana aho miaraka @ ilay consomme kely entiko mody ho mamomamo rariva!
Tonga saina be za fa toa....................................
(3 messages) (3 voix)-
Posté il y a 1 année #
-
Tsy ny rehetra mba manakatao ry tsiry_2010 dia foza. Misy ireo légaliste manakatao.
Raha te hijery ny fiainan'ny vahoaka ianao dia tsy ny chariot any @ cora no ilaina jerena fa ny olona eny antsena, satria ny 90% ny vahoaka dia eny no hita, fa ireo manakatao no mandeha any @ cora!
Tsy mialona akory ianao fa mety gaga sy variana hoe: be ny tena efa difotrin'ny ranompotaka nefa toa ohatrany mbola misy ihany ny manary sakafo ohatra.Posté il y a 1 année # -
Iza mba manana dia mba tsinjovy ireo legaliste misedra ny mafy. Tsy izy rehetra akory no angatahina @ izany fa olona iray na roa ao @ tolona ihany, efa adidy vita @ firenena izany.
Posté il y a 1 année #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.