[www.youtube.com]
http://www.youtube.com/watch?v=kukA-SGQ2cc&feature=player_embedded
Samia mba mijery vao manompa sy milaza fa sinéma io.
Mbola ho avy indray ve ry mpanenjika é? Sa sinema arakin’ny filazan’ny foza io? Raha sinema mantsy io sy izay efa voalaza taloha momba an’i tonton dia dia simena daholo izany no ataontsika légalistes MAHONENA