samy manakana azy daholo na ny vahoaka na ny FIS na ny RFI
Efa saika hitsoaka via Manakara fa tsy tafavoaka, i vital no tsy hay na efa lasa na ahona fa efa nandray transal
Tsy afa-nitsoaka teny Ivato rajoelina
(7 messages) (5 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Handeha ho aiza eo ê!
Posté il y a 2 années # -
Sao mihevitra ny foza fa misy resy eo, nofy izany, ady vaky vao manomboka izao. Tsy maintsy henjehinay ireo mandra-paha azonay azy. Mbola tantara mitohy fa tsy misy mila eo na iray aza.
Posté il y a 2 années # -
Presque ny vao² omaly niseho teto dia lainga koa aza kivy fa mandiniha
Posté il y a 2 années # -
mitohy ny tolona
Posté il y a 2 années # -
03h00 - Nous venons d'apprendre selon plusieurs sources recoupées qu'Andry Rajoelina aurait quitté Madagascar depuis Diégo-Suarez pour la France (la Réunion). Nous ne manquerons pas de vous informer sur la suite de son périple.
io ny vaovao ! androany sabotsy 22 mai 2010
nandositra ao ile de la reunion i TGV eh!Posté il y a 2 années # -
Vola nianina ny mpikarakara ny GTT ao la reunin dia ny fianakaviana Rambolamanana, azon'ilay havanao hanotaniana ry zareo
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.