Olona hoatran'iny ve i Noel hanaiky ataon'i lucky lucke kely hoatran'izao ,en plus merindahy kely io, samy niara-nangalatra toerana sy vola be izao ihany ka ahona no esorina !!!Rehefa tsy tafala eo i Noel dia i Noel hanohy ny coup d'etat
Fantr'ireo tsara mihitsy ny farany takatry ny lohan'i TGV fa ny mahatamana azy @ TGV dia io ataony marionnette dia arovany ny kilalaony, fa i TGV dia ho faty satria izao no ilavany azy dia tsy mipoitra ny marina rehetra ao @ HAT
Tsy maintsy ho faty ihany TGV
(4 messages) (4 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Ao ambohitsorohitra ao anie ka tsymisy mpiambina gasy intsony e. Frantsaya daholo ny mindry azy ao, ary raha rakitra ny gidraka dia efa voa omana ny fandosirany any frantsa.
Mahatsapa tsara izao hoe hay tena mahery ilay Ravalomanana sady nahay nitantana no nahavita.... fa nohon'ny fialonana dia nazeran'ny frantsafrika t@ fanampian'ny mpikomy.
Efa akaiky ity ny farany e.Posté il y a 2 années # -
i koto nandra ve ? Aleo aloha hanao zavatra mivaingana vao miresaka fa izaho tsy mahatoky an'iny sy i roi des fou.
Posté il y a 2 années # -
Andana aloha ry havana manao sonia-ny petition avy eo miresaka.
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.