TSY MAINTSY HO FATY NY FAT
Hataon’ny FAT daholo izao habibiana rehetra izao: fanamelohana ho faty, fanagadrana, “extradition” na fanafarana ny fahatogavan’ olona ho saziana, fampihorohoroana, fangalarana (sono, vola, fahefana,…), ny fampiasana ny EMMOREG sy ny FIS hamoritra ny zava-drehetra (famangiana ny gadra politika, fisamboranana ny mpanao gazety, fotoam-pivavahana.…)
Vao mainka izany manampy ny Malagasy ahafantatra tsara ireo tompon’andraikitra ho samborina, toa an-dry christine razanamahasoa, andry rajoelina, alain ramarson, richard ravalomanana, lylison rené....
Manantona haingana dia haingana ilay fotoana lehibe hianjeran’ny FAT. Ary ataontsika izay hianjerany faran’izay mafy, sy ny tsy hitsaganany intsony. Averina indray fa ny 26 jona dia tsy misy FAT, ary raha hisy ihany aza ny ho faty, dia mazava loatra fa tsy maintsy ny FAT.
Misy avy hatrany anefa ny manao hoe: raha mbola eo ny FAT @ 26 dia ahoana ? Mazava loatra fa efa misy sahazan-dry zareo efa tsara omana ao. Fa mba ahatomombana izany dia mila ny firaisakinan’ny rehetra ka tsy hanagan-tsaina isika.
Tsy ho avelantsika ho afa-maina mihitsy ireo mpandroba sy mpamono olona ireo. Raha mitady hitonatonana eny Mahamasina @ 26 jona dia ho faty ao, raha hitantsika eny an-dalana eny, dia torahy vato sy henjeho mandrapaha-fatiny. I Madagasikara dia ho lasa tany fihazàna FAT manomboka @ 26 jona.
Nanameloka ny FAT, ny ARM na Alliance Réformée Mondiale, sy ny CWM na ” Council World Mission” sy ny UE na vondrona Eoropeana ary mazava loatra ny SADC sy ny vondrona afrikanina (UA)… @ teny fohy dia efa manameloka ny FAT, ny eran-tany
Izany hoe tsy misy tany aleha intsony ny FAT. Hitsoaka any Chine ve ? Any @ tany be jadona indrindra ? Sa any frantsa? Dia hifanenjika @ GTT mandrakizay ao ?
Hitam-poko hitam-pirenena tsara izao fa nahatsahatry ny vondorona Eoropeana ny fanampiana @ fandrosoana , izay mahatratra 650 euros. Kely dia kely ilay 100 d’euros sinoa raha oharina @ izany, ary iny vola sinoa iny koa anefa dia tsy maintsy hitondra loza hoan’ny FAT. Mbola ao koa ilay volabe nagalarin’ny tao Ambohitsorohitra sy tany @ ministera, izay tsy maintsy hitondrana ny FAT eo @ fitsaràna. Ary ilay halatra “bois de rose” 19 tonnes, nahondrana t@ sambo ao Toamasina dia hihampangatsika ny tsirairay @ ireo, ka ilay 19 tonnes hivadika 19 taona an-tranomaizina.
Efa hipetraka @ iny herinandro ho avy ity ny fivoariana n’ny GIC-SADC-UA ao @ Nosy Maorisy, ary eo no mipetraka na hapetraka ny Prétoria II, satria mantsy mety eo ihany dia tapaka ny resaka. Ary raha hampetraka ny Prétoria II dia ao alohan’ny 15 jona, ka na hiolaka ho vy na hiolaka ho vato ny FAT dia tsy maintsy hirodana foana.
Izao anefa, averina eto indray fa tsy tolona ho @ repoblika faha efatra no atao eto, fa ny fifidianana filoham-pirenena. Ny FAT no manao izany hoe, hanao lalàm-panorenana vaovao hidirana ao @ repoblika faha efatra izany. Ny vahoaka no manapaka ny hiditra @ izany na tsia, fa hatramin’izao aloha dia tsy izany no laharam-pahamehana. Ny fanotanaina tokony hapetraka @ fitsapana hevi-bahoaka dia ny hoe “ilaina ve ny miaramila ? ” fa izany repoblika faha efatra izany dia tsy vahaolana.
MPAMOSAVY SADY MPANDAINGA MILEVINA AMORON-ADALANA NY F.A.T KA ………..