Efa vitandry vendrana isany eny avy ny fanadihadiana, efa vita sahady ny didy fa i "Ravalomanana" no ati-doha, hoatran'izay foana ny baomba rehefa mipoaka eto avy dia tratra daholo ny commenditaire, avy dia migadra....mahery ireo fa tokony alefa any Irak sy Afghanistan.....ary mahagaga fa nolazaina i charles sy noel saika hanao coup d'etat kay vao maika nomena promotion
Tsy tokony asiana intsony ny lapan'ny Fitsarana
(4 messages) (3 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Tena izany tokoa, sady raha jerena tsara ireo miaramila lazaina fa hanongam-panjakana dia manao addidas, sady mitsikitsy. Raha olona 18 izany anie tsy ampy tafika mihitsy fa raha izany dia tokony ho commando satria vitsy loatra. Dia ny fiakanjony aloha tsy commando mihitsy e. Dia efa atomotr'ilay "fanafihana" ve dia mbola tsy mitam-basy ihany sady mbolamiparitaka (Andohalo, Mahamasina, Ambohijanaka...) ihany.
Sady hanafika ve dia polete kely iray sy ankanjona miaramila. Ny tolak'andro ry zareo no voasambotra nefa ilay operation ny alina @ 1 ora. Dia mbola tsy vonona ihany. Raha jerena ny bikabikan'ireo olona ireo dia tsy misy izany hoe tena manana fihodirana Commandoizany.
Ilay fivoariana any Johannesbourg lasa an'izy ankolafy efatra ka tsy mety indray ilay tetik'adin'ny frantsay dia mitady ny tsy handeha i domelina
Posté il y a 2 années # -
ary toa manao tennis daholo ireto izy fa toa tsy misy na iray ary manao kirarona miaramila?????
Posté il y a 2 années # -
Aleo tsorina e i RAMARSON, LYLISON, NDRIANARIJAONA, RISARA ravalomanana ireo no hampiasaina mba handotoana ny miaramila hafa izay tsy manaraka ny FAT.
Ny olana dia toa tsy mihetsika ry zareo fa mifandrahona fotsiny aleo hipoaka ePosté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.