Hitako ho tena tsara fanahy ianareo asa na izao no efa tofoka fa tokonyraha nt lisitr'io fanetry be ny tany dia ho lava sy ho feno ity forum ity, aleo hafohezina @ anarana hoe "foza" fotsiny ary tsy ohatr'i Saddam Hussein no tokony hiandry azy ireo fa fitsarana nitongila iny sadynatao hoan'ny amerikana, fa ny TPI any la haie no miandry dia avy eo ny vahoaka Malagasy no manapaka ny ambiny. izaho aloha efa manan-kevitra ny hinanako ireny ramarson, charles andrianasoavina, lylison sy ny forogony ireny e...
NB: Aza hadino i Ra-Guy voasambotra t@ 1er avril fa miharitra nymafy any @ am-ponja any nohon'ny hadalan'ny HAT. Aza hadino ny namantsika.