Malagasy

Antananarivo, hier et aujourd’hui

Antananarivo, hier et aujourd’hui
27 août 2011

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com


Razanamahasoa Christine

14 juillet 2011

Mifangaro ny zavatra lazainy Efa nanomboka teny an-kianjan’ny 13 mey nandritra ny tolon’ny volon-daoranjy, no nisavoritaka ny fanazavan-kevitra araky ny —> MyDago.com


Filan-kevi-pilaminan’ny Vondrona Afrikana

14 juillet 2011

Ilay tany Sandon ihany no fantany Namoaka ny fehi-kevitra, na koa tatitry ny fivoriana farany natao tao Addis-Abeba ny filan-kevi-pilaminan’ny —> MyDago.com


Mitomania ry Tany Mamiko !

14 juillet 2011

RY MALAGASY HAVAKO..! AZA MISOSOKA ALAHELO INTSONY TOMPOKO §! ARAHABA SOA , ARAHABA TSARA !ARAHABA VELONA AINA ! NY RANOMASONTSIKA —> MyDago.com


Tano mafy ny finoanao !

12 juillet 2011

TANO MAFY NY FINOANAO NA DIA MIFANOHITRA AMIN ’ NY TANJONA KENDREN ’ NY TOLONTSIKA AZA NY SEHO SY NY —> MyDago.com


Ankolafy Ravalomanana

11 juillet 2011

Rava ilay tondrozotra notohanan’ny Dr SIMAO Namory sy nandrahatra ny fijeriny ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny, teo anolohan’ny mpanao gazety, teny —> MyDago.com


Taratasy misokatra ho an’ny Mpitsara eto Madagasikara sy ny Malagasy Tsy vaky vola hafa-baraka !

9 juillet 2011

TARATASY MISOKOTRA HO AN ’ NY MPITSARA REHETRA ETO MADAGASIKARA ARY HO AN ’NY MALAGASY TSIVAKIVOLO ! IZA NO TSY —> MyDago.com


Mba ho mendrika IANAO sy IZAHO !!!

Mba ho mendrika IANAO sy IZAHO !!!
8 juillet 2011

TSY MENDRIKA ISIKA RAHA TSY MANAO NY » RODOBE » ! – Dia very tadidy ve ny niseho tamin’ny 07 —> MyDago.com


Kolonely Andrianasoavina Charles

8 juillet 2011

Tena tsy misy ilàna azy ? Nahalala ny anarany, araka ny vetsovetsony teny Antanimena tamin’ny 17 martsa 2009 toko ity —> MyDago.com


Firaisam-be Afrikana

8 juillet 2011

Tsy mbola leo antsika Maro no nisaina sy nihevitra fa nataon’ny Firaisam-be Afrikana an-jorom-bala ny raharahan’i Madagasikara. Nisa aza moa —> MyDago.com


Aoka isika hifantoka amin’ny seho sy tranga misy marina ka tsy hihinana aman’bolony

7 juillet 2011

NY FANAPAHAN – KEVITRA TANY GABORONE / SAINDTON DIA TENA IZY FA TSY ANKA – DASITRA , TSY KILALAO FA —> MyDago.com


Fahefana avon’ny tetezamita

5 juillet 2011

Tsy azo nafenina intsony ny korontana anatiny Efa im-betsaka no notombanana fa misy ny tsy fitoviam-pijery eo amin’ireto mpitarika ny —> MyDago.com


Asehoy ny Hambontsika sy ny Fahedrentsika !

5 juillet 2011

ELA IZAY ARY INDRINDRA MOA TEO AMIN ’ NY FITANTANA NY FANJAKANA SY NY HARENTSIKA IZAY TSAPA SY ITA FA —> MyDago.com


Filohan’ny CST Rasolosoa Dolin

5 juillet 2011

Miteny izay sendra ny vavany ? Toa mihaiky an-kolaka ihany ny filohan’ny ilay andri-pitondrana etsy Anosikely, ny Jeneraly Rasolosoa Dolin, —> MyDago.com


AOKA IZAY NY PETATOKO VITA GASY !

3 juillet 2011

Y EN A MARRE !!!!!! HAT sy RAJOELINA Tsy mila reconnaissance e… Mandeha io e… tsy misy ady eto Madagasikara —> MyDago.com


MBOLA TSY FAY IHANY VE : Aoka izay ny kabary ESORY ANDRY R. mpikaraman’ady

1 juillet 2011

MBOLA TSY FAY VE ACTION FA TSY KABARY izao no ILAINA Ny probleme hatreto dia mbola tsy FANTATSIKA FOANA VE —> MyDago.com


Momba ilay Kabary 26 juin 2011

30 juin 2011

Miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra ny faha-51 taonan’ny nahazoana ny fahaleovan-tena. Miala tsiny indrindra ny tenako raha maneho ny hevitro —> MyDago.com


Fikarakarana fifidianana

30 juin 2011

Poak’aty ny CENI Efa ny 24 martsa 2010 no andro nisehoan’ny CENI masoandro. Fa tamin’iny famorian-dRajoelina azy ireo niaraka tamin’ireo —> MyDago.com


Ny fanabeazam-pirenena eto Madagasikara

30 juin 2011

Nandeha ny hevitry ny tomponandraikitry ny fampianarana nandritra ity fitondrana tetezamita hoe : taux de redoublement zéro. Fa inona tokoa —> MyDago.com


Heloka pôlitika

29 juin 2011

Fifanarahana no hiteraka ny famotsoran-keloka sy fifidianana malalaka Ny ady pôlitika rehetra niteraka “heloka pôlitika” teto ambonin’ny tany dia tsy —> MyDago.com


Hadisoana voambolana

29 juin 2011

Mila mifona (sy miala tsiny) Rajoelina Andry? Tsy hadalàna tsy akory ny an’ny razantsika raha niteny fa avadibadiho im-pito ny —> MyDago.com


Rahoviana isika no hanana tanteraka ny fiandrianantsika ?

27 juin 2011

ATOLOTRO AN ’NY MALAGASY TSIVAKIVOLO ITY TONON – KALO ITY IRAIKA AMBY DIMAM – POLO TAONA IZAO NO HOE MAHALEOTENA —> MyDago.com


Cnosc : Dingana faharoa ho an’ny dinika samy Malagasy

27 juin 2011

Ho tanterahina ny 8 sy ny 9 Jolay 2011 RAKOTOMAVO José, RANDRIAMAMPIONONA Lalao ,RASOLO André, VELOMPANAHY Aristide, ZAFIMAHOVA Serge. Ireo —> MyDago.com


Manandafy Rakotonirina

27 juin 2011

Ivereno ny 19 febroary 2011 Tsy tokony ianteherana amin-drahalahy ny fampodiana an-dRavalomanana eto an-tanindrazana, hoy ny mpitarika ny MFM ALDR —> MyDago.com


Ny marina tsy mba maty. Ny tena dikan’ny lokon’ny sainan-pirenena Malagasy

25 juin 2011

Ry mpiray tanindrazana, miarahaba anao tratry izao asaramanitra izao, na dia ao anantin’ny krizy aza ny firenena. Maro ny milaza —> MyDago.com


Antoko Avotra ho an’ny Firenena

25 juin 2011

Vonona hifanatrika araka ny antson-dRatsirahonana Tao amin’ilay fandaharana mpandeha isaky ny Zoma tao amin’ilay fahitalavitra iray eto an-dRenivohitra no nilazan-dRatsirahonana —> MyDago.com


  • '