Vita soa aman-tsara indray iny ny tany Sandton, Afrika Atsimo. Samy manana ny fomba fandikàny iny fanambarana nataon’ny SADC iny —> MyDago.com
Malagasy
Andry Foza : je veux une guerre civile avant de m’enfuir
Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana, Taorian’ny Sandton dia izao no zavatra hiseho: I Andry Foza Orana dia tsy hanaiky an’io mihitsy —> MyDago.com
Arahaba soa, arahaba tsara ry vahoaka mahery fo !
ARAHABAINA SOA , ARAHABAINA TSARA NY VAHOAKA MALAGASY MANONTOLO ! NAHARESY NY VAHOAKA MALAGASY SATRIA NANAPA -KEVITRA NY SADC , —> MyDago.com
Eo ampiandrasana ny 26 Jona 2011
Miraondraona ny « baoty » Misasaka ny volana Jona, ary atomotra ny « parady » tokony hifandrombonan’ny bebaoty ho fanehoana —> MyDago.com
Seule la volonté de la communauté internationale représentée par la SADC peut nous sortir du colonialisme !
Heveriko fa amin ’ izao vavon ’an dro iainantsika izao fa tsara ny mamintina araka izay azo atao ny Tantaran —> MyDago.com
Aza mikorapaka !
Ny vorompotsy tsy mandao ny omby, ny fandiafasika tsy diso fitàna, ny kitsikitsika tsy miala aman-kazo avo, ny lohasaha fandrian’ny —> MyDago.com
Famahana ny Krizy Gasy
Tsy misy mpiaro intsony ny ara-dalàna ? Tsy maintsy hatao ny sonia ho amin’ilay lalana tondroin’ny sehatra iraisam-pirenena. Inona no —> MyDago.com
« Praiminisitra » MONJA ROINDEFO Zafitsimivalo
Tekik’iza no nanendrena azy ho « PRAIMINISITRA »? Ny marainan’ny Asabotsy 7 febroary 2009 teo amin’ny Kianjan’ny 13 Mey no —> MyDago.com
Hivereno ny Tantara !
Ny dikan’ny famindra-pahefan’ny ny Jeneraly RAMANANTSOA ? « Rotaka » tsy nifankahitana no niseho eran’ny tanàna tamin’ny 13 mey 1972. —> MyDago.com
Volana JONA
Ankizy, teny Gasy, fetin-Gidragidra Rehefa nivoaka sempotra nandritra ny fahamaizan’ny volana may, dia tonga indray ity ny volana Jona toa —> MyDago.com
