Vololona !
Samedi 31 juillet 2010Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Inty atolotro ho anao mpamaky an’i MyDago, ny fanambarana tonga taty aminay. Izy ity dia voaray avy amin’ny GTT IdF (Ile de France). FANAMBARANA Ny asabotsy sy alahady 24-25 jolay dia nivory tao Toulouse ny GTT (Diaspora-Gasy Tia Tanindrazana) avy amin’ny lafivalon’ny lafrantsa sy ny manodidina. Tao anatin’ny firalahiany tanteraka no niharahana nandinika ny fivoaran’ny [...]
Ampamoka momba ny bois de rose ! Tao anatin’ny valandresaka nataon’ny filohan’ny FAT omaly, dia maro ny zavatra tsikaritra noresahiny : fanadiovan-tena tsotra izao ireny hoy ny maro. « Madio tsy misy tomika Rajoelina » na ny resaka fitantanam-panjakana, ny fanagadrana mpanao gazety, ny resaka kolikoly sy ny bois de rose, sy halatra volam-panjakna tsy voa-tanisa, ny [...]
Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Maneno ny anjomara fanairana ! . Herinandrom-baovao iny herinandro lasa iny. Nanakarena mihitsy e! ny azo amintinana azy dia mbola tsy milamina ny tany, mikatsaka ny famahana ny olana daholo ny rehetra : ny olom-pirenena tsirairay, ny antoko politika, ny fikambanana samihafa, ny fiarahamonim-pirenena, ny antokom-pivavahana isan-karazany, hatramin’ny vahiny avy any ivelany aza no tonga [...]
IREO FA MISEHO IMASO IREO MPIRAY TSIKOMBAKOMBA TAMIN’NY MPANONGAM-PANJAKANA ! RY MALAGASY MPIARA-MITOLONA ! Tonga eo amin’ny fotoana ilà na ny fahaizantsika miady ,ny herim-pontsika ,ny fahavononantsika ny kirintsika ,ny finoantsika ny , hiarovana ny ho avin’ny Firenena sy ny Taranakitsika izao..! Fantatrareo daholo ireto zavatra sy hevitralazaiko eto ireto ,fa nosoratako mba hahazoantsika miray fo [...]
youtube download Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Ela ela tsy nahitana hetsika fidinana an-dalam-be toy ny androany, nanatitra taratasy tamin’ny filoha Chissano tokoa mantsy ireo vehivavy mpandala ny ara-dalana.Niala tao amin’ny Magro Behoririka , nihazo an’ Analakely, Anosy ary tonga teo amin’ny Hotely Carlton.Teny an-dalana dia nisy ny fifampiraharahana natao tamin’ny mpitandro ny filaminana ary sia nahazo nizotra soamantsara ihany ny rehetra. [...]
mp3 download Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Ankolafy Ravalomanana : nidinika tamin’i Chissano ! Mandritra izao fitsidihan’ny mpanelanelana iraisam-pirenena eto Dago izao dia maro ny fandaharam-potoany. . Nihaona tamin’ireo ankolafy telo ny filoha Joachim Chissano ny maraina ny Sabotsy 24 Jolay 2010. Ny ankolafy Ravalomanana no nihaona taminy voalohany tao amin’ny Hôtel Colbert. Tao ihany koa ny ankolafy Ratsiraka notarihan’ i Pr [...]
Partager cet article avec vos amis Hide Sites