Vidéos

Kabary President Marc Ravalomanana au Magro 20/04/2011

20 avril 2011

. . . Henoy eto —–> . . . . . Kabary Président Ravalomanana au Magro, 20/04/2011 . . . —> MyDago.com


Mipenipenina etsy sy eroa mitady fankatoavana i Andry TGV !

Mipenipenina etsy sy eroa mitady fankatoavana i Andry TGV !
20 avril 2011

Hiavaka ny hetsika etsy amin’ny kianjan’ny Mago rahampitso Alarobia faha 20 Aprily, tsingerin-taona nahaterahan’i Thiera Bruno manko rahampitso koa hanentana —> MyDago.com


Videos 3 Magro 16/04/2011

Videos 3 Magro 16/04/2011
17 avril 2011

. . . Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago —> MyDago.com


Ankolafy telo : roso ny dia tsa mipody koa !

Ankolafy telo : roso ny dia tsa mipody koa !
17 avril 2011

Taorian’ny antso avo nataon’i Pr Zafy Albert ny 03 Martsa 2011 lasa teo, izay namakiany bantsilana fa efa lany daty —> MyDago.com


Photos et Video Magro 15/04/2011

Photos et Video Magro 15/04/2011
16 avril 2011

Jereo eto Photos Magro 15/04/2011 (1/3) miisa 10. Jereo eto Photos Magro 15/04/2011 (2/3) miisa 10. Jereo eto Photos Magro —> MyDago.com


Mitaky ny fialan’i Andry Rajoelina ireo Zokiolona !

Mitaky ny fialan’i Andry Rajoelina ireo Zokiolona !
16 avril 2011

Nanao antso avo ny tsy hiverenan’ny fanjanahan-tany amin’ny endriny vaovao ireo fikamban’ny Zokiolona, raha nampiantso ny mpampahalala vaovao io hariva —> MyDago.com


Krizy Malgacho-Malagasy !

Krizy Malgacho-Malagasy !
16 avril 2011

Nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety tetsy Betongolo ireo fikambanan’ny Tangalamena, Ampanjaka, Taranak’Andriana mivondrona ao anatin’ny « Ny Orimbato ».Mitsangana hamerina indray ny —> MyDago.com


Nitondra porofo ny tsy fanajana ny zo fototra sy ny zon’olobelona ary ny tsy fisian’ny demokrasia eto Dago i Zafilahy !

Nitondra porofo ny tsy fanajana ny zo fototra sy ny zon’olobelona ary ny tsy fisian’ny demokrasia eto Dago i Zafilahy !
15 avril 2011

Hiavaka indray ny hetsika rahampitso etsy amin’ny kianjan’ny finoana, amin’ny maha andron’ny zokiolona rahampitso dia hanao « conférence de presse —> MyDago.com


Mangataka ny Amerikana hanome tanana ny SADC mba ho tanteraka ilay fihaonana an-tampon’ny ankolafy efatra !

Mangataka ny Amerikana hanome tanana ny SADC mba ho tanteraka ilay fihaonana an-tampon’ny ankolafy efatra !
14 avril 2011

Nanao tsipaipaika ho an’ny Rev Satrobory, izay mbola tsy salama eny amin’ny hopitaly Befelatanana ireo mpiara-mitolona tetsy amin’ny Magro Behoririka —> MyDago.com


Voin-kava mahatratra !

Voin-kava mahatratra !
14 avril 2011

Hajoro ara-panjakana ny fikambanana “Comité de Solidarité aux Victimes du Non-Droit”, izay mitaky amin’ny fampanjakana ny rariny sy ny fahamarinana, —> MyDago.com


Switch to our mobile site