Ny Tsenako

5 pensées sur “Ny Tsenako”

  1. andry rajoelina no tokony miala fa tara ary nanakorotana ny efa nilamina.ary efa nilaza izy fa tsy hilataka teo anatrehan’izao totolo izao fa tsy ilatsaka.maika ery izy @ notam.

  2. raha mbola eo @ fitondrana rajoel dia aza manantena ny hoe hisy filaminana ara-politik eo zany. izy tsy miroso @ dingana iray raha tsy ny tombotsoany zay no arovany. raha tsy misy interet-ny manokana dia na laviny na mody ekeny fa itadiavany fika tsy hahataterak azy de zay foana

  3. Ny herin’i TGV ange dia ireo jeneraly na colonely 6 izay manana ny fanalahidin’ny toby misy ny fitaovan-piadiana malagasy.Ary ny vola azo avy amin’ny fanondranana andramena(BDR) no anambitambazany azy ireo.Tsy hoe mahery izy na fetsy fa ireo efa vozongo fanahy voavidy sy tsy misaina no nanoro azy an’io fomba io.Ao ny ray aman’dreniny(mety ho FM), ao i Tsikirity ka ny fifidianana no fomba iray haharesy azy na ny miaramila legalista mihetsika.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *