Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com
Efa seriny amin’ny fitsenana an’i Dada ny vahoaka !
Efa seriny amin’ny fanomanana ny fitsenana ny Filoha Ravalomanana Marc, ny Ankolafy Ravalomanana.Somebiseby avokoa ireo nomena andraikitra amin’ny fandaminana ny —> MyDago.com
Ho tonga hitondra FILAMINANA, hiverenan’ny fankatoavana, sy fampandrosoana
Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com
Retour du président Marc Ravalomanana, les foza s’apprêtent à l’arrêter
Nous connaissons tous la position des foza face au retour de Marc Ravalomanana. D’ailleurs, ils l’ont déjà démontré il y —> MyDago.com
Fiverenan’ny filoha Ravalomanana : hitondra filaminana, hiverenan’ny fankatoavana…
« Ho avy izahay amin’ny sabotsy ho avy izao”, hoy ny filoha Marc Ravalomanana, omaly, tetsy amin’ny kianajan’ny Finoana Behoririka, —> MyDago.com
Ho tonga eto Dago amin’ny Sabotsy izao ny filoha Ravalomanana
Niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny filoha Ravalomanana io takariva io.Ho avy eto Madagasikara amin’ny —> MyDago.com
Baomba mandatsa-dranomaso no « bonne anneé » natolotry Rajoelina ny Pr Zafy Albert.
Tsy tafiditra tao amin’ny kianjan’ny demokrasia Ambohijatovo androany ny Ankolafy Zafy Albert, raha saika hanatitra voninkazo ho fahatsiarovana ny —> MyDago.com
Mitohy ny fitokonan’ny SMM !
Tapitra omaly ny fotoam-pialan-tsasatry ny Fitsarana. Na izany aza, dia namoaka fanambarana ny sendikan’ny mpitsara (SMM), fa tsy afaka hanao —> MyDago.com
VOT : miomana amin’ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana
Nanatanteraka fivoriana tetsy amin’ny hotely Nalugaro 67 ha ireo Vondron’Olon-Tsotra, izay tarihan-dRamatoa Zoe Sarah io tolakandro io, izay nahitana fikambanana —> MyDago.com
Hanatitra « couronne » ho an’ny FAT ny Ankolafy Zafy !
Feno telo taona ny talata 17 janoary 2012 ny nitokanan’ingahy Rajoelina ny kianjan’ny demokrasia etsy Ambohijatovo. Ny Ankolafy Zafy Albert —> MyDago.com
Tsy miova ny fitiavan’ny vahoaka an’i Dada !
Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com
Ho fantatra amin’ny alarobia ny daty hiverenan’ny filoha Ravalomanana
Niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby, io takariva io tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana ny filoha Ravalomanana .“Amin’ny Alarobia izao no ho —> MyDago.com
Tanora Zafy Albert : tsy izy ny Fat
Nitondra ny fahitany ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny, tamin’ny mpanao gazety omaly, ny Tanora Ankolafy Zafy Albert, teny amin’ny villa Elisabeth. Nambaran’Andriamatoa —> MyDago.com
Ho avy i Dada…
Ho avy ny filoha Marc Ravalomanana, araka ny vaovao mari-pototra voarainay avy any Afrika Atsimo, saingy tsy mbola ho rahampitso, —> MyDago.com
CST Fanatera Longin : Ho avy Ravalo
Fandaniam-bolam-panjakana ny fanaovana ny lanonana nandritra ny efatra andro teny Iavoloha, hoy Cst Fanatera Longin teny amin’ny Magro Behoririka omaly. —> MyDago.com
Fifampiarahabana teny Iavoloha : Namiratra ny kabarin’ingahy « Petera »
Raha nandray fitenenana teny amin’ny fifampiarahabana tratran’ ny taona vavao teny Iavoloha ny lehiben’ny Kongresin’ ny Tetezamita, Mamy Rakotoarivelo, dia —> MyDago.com
Ankolafy Zafy : tafapetraka ny fangatahana an’Ambohijatovo
Araka ny fandraisam-pitenenana izay nataon’ny profesora Zafy albert tamin’ny fifampiarahabana , noho ny fahatratrarana ny taona vaovao, teny amin’ny villa —> MyDago.com
Droit de réponse à Iloniaina, par Serge Zafimahova
Objet : Droit de réponse à la conclusion de l’article de ce mercredi 11 Janvier 2011 « Le Gouvernement met —> MyDago.com
Magro an-tsary, 10 Janv 12
Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com
Rakotomanjato Rodin : Tsy mbola nivarotra ny samboadiko aho
Afa-pahasahiranana ny mponina amin’ny fakana taratasy eny amin’ny fokontany Bemasoandro, any amin’iny faritra Imerintsiatosika iny. Nofaranana ny faran’ny herinandro teo —> MyDago.com
Ankolafy Ravalomanana : Nanome fanampiana ny traboina miisa 200
Traboina miisa 200 eo, vokatry ny trano nirodana , ny faran’ny herinandro teo no notoloran’ny ankolafy Marc Ravalomanana fanampiana tany —> MyDago.com
Pr Zafy : hampiseho hery eny Ambohijatovo amin’ny 17 Janoary izao.
Tanteraka teny amin’ny Villa Elisabeth ny fifampiarahabana nahatrarana ny taona vaovao io maraina io, nanomezana voninahitra ny raiamandreny Zafy Albert —> MyDago.com
Avoahay haingana ny gadra politika !
Nangataka fihaonana tamin’ny Praimistra Beriziky, teny amin’ ny Lapan’i Mahazoarivo ny Ankolafy Zafy. Araka ny nambaran’ny solontenany dia tsy tao —> MyDago.com
Tsy mbola vonona amin’ny fifidianana ny Malagasy
Hiatrika fivoriana tsy ara-potoana, manomboka ny alatsinainy 09 Janoary 2012 izao, ny rafitra mpanao lalàna roa tonta, araka ny tapaka —> MyDago.com
Fety efatr’andro FAT : Fety mandatsa ny Vahoaka !
Manjaka eto Madagasikara ny baranahiny ary tsy misy zavatra mandeha na dia kely aza. Ny fanatanjahantena milatsaka haavo, ny fifamoivozana —> MyDago.com
Taona vaovao 2012 : hitondra inona?
Lasa tokoa ny eritreritra raha dinihina ny ady hevitra kely tanatin’ izao taombaovao izao. Hoy ity namana : «… Tsy —> MyDago.com


























