Miantso ny FAT hampitsahatra ny fanenjehana ny mpanohitra ny Governemanta Amerikanina ! . « Velom-panahiana mafy sy tsy tafandry mandry ny fitondrana Amerikanina manoloana ny fanenjehana niseho matetika tato ho ato sy ny fanapenam-bava ireo mpanao politika sy ny mpanao gazety manohitra ny fitondrana. Miantso ny fitondrana tetezamita hanaja ny —> MyDago.com
Tag: Droits de l’Homme
Vidéo – Y en a marre !
Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Vidéo Fanambaran’ny Pr Raymond Ranjeva
Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Tsy maintsy raisina ny andraikitra hoy ny Pr Ranjeva Raymond !
Nanao valandresaka hoan’ny mpanao gazety teny amin’ny trano fonenany, Ambaranjana, ny Profesora Raymond Ranjeva io tolak’andro io. Nanamafy ity mpahay lalana iraisam-pirenena ity fa « fanosihosena an-kitsirano ny zo fototra voarakitry ny lalam-panorenana, ny zo politika sy ny zo maha-olom-pirenena ary ny zon’olombelona » ny fitanana am-ponja an’Andriamatoa Fetison Rakoto Andrianirina izay —> MyDago.com
Communiqué du GTT International Genève
Nous recevons ce communiqué suivant que nous vous mettons à disposition. . Protestation contre l’incarcération de Mrs Fetison Rakoto Andrianairina, de Zafilahy Stanislas et du Pasteur Tsarahame Edouard . C’est avec la plus grande fermeté que nous, GTT INTERNATIONAL dont le siège est à Genève, exprimons notre vive et solennelle —> MyDago.com
Communiqué de la mouvance Ravalomanana
Nous recevons ce communiqué de la mouvance Ravalomanana en date du 11 novembre, qui est tout à fait intéressante à lire en l’état actuel de la situation. . FAIRE CESSER IMMÉDIATEMENT LA RÉPRESSION ET RÉTABLIR SANS CONDITION LE RESPECT DES DROITS FONDAMENTAUX . A nouveau les foudres répressives d’un pouvoir —> MyDago.com
Mivantana amin’ny Prezidà Ravalomanana
Henoy eto… Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Sorona any Maputo ary sazy hoan ny zaza Malagasy
« Sorona hoan’ny fanafahana an’i Madagasikara ireo ankolafy telo izao mihitsoka any Maputo » Nankalazaina omaly ny nanam-barana ny andro iraisam-pirenena hoan’ny zon’olombelona.Tao anatin’ity krizy 2009 ity dia voahitsakitsaka tanteraka izany zon’olombelona ity teto Dago. Iaraha-mahalala fa tsy ho tanisaintsika eto ireny fa ny nanaitra amin’izao fotoana izao, Sorona hoan’ny —> MyDago.com
Femmes malgaches au Liban
HALTE AU CALVAIRE DES JEUNES FEMMES MALGACHES AU LIBAN !!! LES MALGACHES SONT PAUVRES MAIS, PAS QUESTION D’ ETRE EXPLOITES DAVANTAGE PAR DES LIBANAIS!!! J’ ai appris, par Madagascar Matin de ce jour, qu’environ 4.000 jeunes femmes malgaches travaillent actuellement au Liban. Première question, pourquoi il n’ y a dans —> MyDago.com
- '







